inona ny atao hoe zefa aminao?

1. xxx ( 28/02/2005 02:22)
tsaroanao ve fa nisy fotoana isika "zefa" ka tsy nahazo vola tamin'ny Banky irsaisam-pirenena sy FMI satria tsy credible! Tsy nilaha-bary isika tamin'ireny na dia teo aza ilay fahabadoana, ary tsy nidi-trosa ihany koa satria tsy nisambo-bola.

Mba te hanontany anao aho hoe rehefa tahaka ny ahoana ny mpitondra no atao hoe "tsy zefa"? [size=12]Rehefa sady midi-trosa no matin'ny hanohanana ve ny vahoaka?[/size]
novalian'i tranokely ny 23/04/2005 09:58
2. Iriniaina ( 28/02/2005 16:48)
io zefa io de avy aminy anarana oe joseph nogasiana tompoko =)) =))
3. cutie ( 28/02/2005 17:05)
manin tsy le mpitondra mihitsy no anontaniana direct ry xxxxxx . lollllllllllllllll
4. fijo ( 28/02/2005 22:24)
le manao xxxxxxx io no marik'ilay zefa ko
5. ravatorano ( 01/03/2005 07:17)
amiko izay mi xxx eto tsy sahy miseho masoandro no tena mitondra ilay marika rehetra anana ny Zefa na zefakell io na ry zefaniassy indrindra fa ry zefabem
:-D :-D :-D :-P :-P :p :p
6. fijo ( 01/03/2005 21:18)
izay mihintsy
7. xxx ( 03/03/2005 14:42)
enao manao xxx nefa mampiditra lohahevitra io no atao hoe zefa amiko
8. fijo ( 08/03/2005 22:10)
ianareo x izany e
9. iartistika ( 09/03/2005 16:37)
:roll: :roll:
10. fijo ( 09/03/2005 23:05)
izay ko
11. iartistika ( 10/03/2005 17:05)
Drrry,zay mahitsiny.. : :/
12. fijo ( 10/03/2005 21:36)
amen
13. felampaiso ( 17/03/2005 13:37)
izay manasoketa ny hafa ho " zefa " dia manandratra ny tenany an-kolaka,dia aleo hajaina ilay fampisehoana ny anarana @ mahanamana eto fa aza atao toy ny any @ forum sasany miova pseudo lava izao , nefa moa safidy io é.... 8-) :-@
14. fijo ( 17/03/2005 23:13)
io tsy fahasahiana miseo io wa mba hialao amin'izay fa efa lehibe.
15. felicia ( 02/04/2005 21:13)
=)) =)) =)) =)) =)) mmmh!!!
16. fijo ( 05/04/2005 21:37)
aiza ko hiafina foan ve nama
17. pitchou ( 06/04/2005 17:59)
ka sarotra kosa ngambany le ampiseho hoe "zefa" kay lery ko!
18. fijo ( 06/04/2005 22:26)
zefa koa anie anarana ry zareo e.misehoa wa
19. routa ( 07/04/2005 13:55)
ny anaran ny le dadatoan ny namako zao zefa de ahoana ?
20. domoiina ( 07/04/2005 14:40)
zefa = vendrana, fa tsy hoe zay mana anarana zefa de vendrana, fa zay vendrana koa mety ho zefa no anarany!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5945