inona ny atao hoe zefa aminao?
1. xxx
(
28/02/2005 02:22)
tsaroanao ve fa nisy fotoana isika "zefa" ka tsy nahazo vola tamin'ny Banky irsaisam-pirenena sy FMI satria tsy credible! Tsy nilaha-bary isika tamin'ireny na dia teo aza ilay fahabadoana, ary tsy nidi-trosa ihany koa satria tsy nisambo-bola.
Mba te hanontany anao aho hoe rehefa tahaka ny ahoana ny mpitondra no atao hoe "tsy zefa"? [size=12]Rehefa sady midi-trosa no matin'ny hanohanana ve ny vahoaka?[/size]
Mba te hanontany anao aho hoe rehefa tahaka ny ahoana ny mpitondra no atao hoe "tsy zefa"? [size=12]Rehefa sady midi-trosa no matin'ny hanohanana ve ny vahoaka?[/size]
répondu par tranokely le 23/04/2005 09:58
2. Iriniaina
(
28/02/2005 16:48)
io zefa io de avy aminy anarana oe joseph nogasiana tompoko =)) =))
3. cutie
(
28/02/2005 17:05)
manin tsy le mpitondra mihitsy no anontaniana direct ry xxxxxx . lollllllllllllllll
5. ravatorano
(
01/03/2005 07:17)
amiko izay mi xxx eto tsy sahy miseho masoandro no tena mitondra ilay marika rehetra anana ny Zefa na zefakell io na ry zefaniassy indrindra fa ry zefabem
:-D :-D :-D :-P :-P :p :p
:-D :-D :-D :-P :-P :p :p
13. felampaiso
(
17/03/2005 13:37)
izay manasoketa ny hafa ho " zefa " dia manandratra ny tenany an-kolaka,dia aleo hajaina ilay fampisehoana ny anarana @ mahanamana eto fa aza atao toy ny any @ forum sasany miova pseudo lava izao , nefa moa safidy io é.... 8-) :-@
20. domoiina
(
07/04/2005 14:40)
zefa = vendrana, fa tsy hoe zay mana anarana zefa de vendrana, fa zay vendrana koa mety ho zefa no anarany!!!