Olana ao @ Tsaty !

1. watafon ( 01/03/2005 06:02)
Faly miarahaba antsika rehetra mpiserasera ! miantefa @ ireo mpikarakara sy tompon'andraikitra ato @ serasera angamba ny zavatra tiako holazaina e !saika hanontany aho hoe misy olana ve sa tsy mandeha mihitsy ny tsaty @ zao satria tsy mety tafiditra mihitsy za e! androany zao d voasoratra hoe : vous êts banni et ne pourra plus rejoindre le canal serasera ka io no tsy azoko hoe inona kay no mety ho antony ?
novalian'i fijo ny 01/04/2005 21:44
2. xxx ( 01/03/2005 06:51)
sao dia ambadika rindrina afo na proxy? sa tsy izany no antony?
3. ravatorano ( 01/03/2005 07:14)
mety misy fahamarinany mihitsy io tenin i xxx
ny banni io aloha d tsy hahatafa anao ra watafon mba jereo koa sao d betsaka ny mampiasa ilay IP ka mahatonga clone izany d tsy mety tafiditra raha tsy hoe mampiasa ps hafa mihitsy.
Nenah raha vao tsy tafa ilay ravatorano defa miditra amin ny ps hafa aho toy ny ravato_ fotsiny amizao fa andramo ihany
4. Manon ( 01/03/2005 07:43)
watafon: tena marina mitsy io , hier kou zah te iditsa de misy soratsa woué : soloy ny ps-nao , de zao kou : saika tsy tafiditsa mitsy zah fa woué "page indisponible" fona .farany solokou ny ps-ko nefa tsy tafiditsa akoury nefa zah rery mapiasa ity pc ity .
ravatorano: bdb ahona mapiasa ip io ? anah rery ity pc ity nefa. Fa tena itakou fa jaijay tena saroutsa be miditsa chat.zah aza ba gaga kou.
5. watafon ( 01/03/2005 09:03)
ravato : le pc alou de betsaka no mampiasa azy e! fa za ange efa nanova ps fa tsy tafa e! tsy zany fa cybercafe ato antrano le izy de zay angamba le antony e!
6. watafon ( 01/03/2005 10:33)
misaotra anareo izay namaly fa efa voavaha ny olana @ zao e! d mbola misaotra ihany ô indrindra fa ho an'ireo izay nanampy namaha ilay olana e!
7. intelligenzia ( 01/03/2005 10:40)
[size=9]elah ve lesy io ry dokotera rakotobe? to tsy mande tsony le mail wanadoo an'lah mantsy?[/size]
8. bichette ( 01/03/2005 15:01)
:roll:
9. yonikafopl ( 01/03/2005 21:02)
:-@
10. fijo ( 01/03/2005 21:12)
intell an.ela letsy akama milay ato,fa na dia izany aza mba asio fetra ihany le sangy an.za manokana mahatanty sangy toa ireny ataon'ialahy ireny ,fa maro no tsy mahatanty ka aleo mifanaja.tsy tezitra amin'ialahy aho an,fa mba te hisoroka ny olana mety itranga indray.satria efa nisy ka mahakamo.
11. watafon ( 02/03/2005 06:38)
intell: tsy zà leisy zany an ! sady tsy rakotobe ny anarako k !
12. faniry ( 02/03/2005 12:18)
watafon d faly nandray anao tsy hita efa ela b indray .
miombon kevitra tanteraka amin'i fijo ny tenako,ary hamafisiko lé resaka fifanajana. :-*
13. fijo ( 02/03/2005 23:28)
nisy namana tena naika leo tato noho io tsy fifanajana io ka aleo atsahatra e
14. watafon ( 03/03/2005 06:43)
faniry miasotra nandray e! hohita matetika amzay zao k !
fijo: tena marina io e!
15. intelligenzia ( 03/03/2005 07:06)
watafon> ah. okay
fijo> resak'inona leti zany resakelah zany le? sao de diso adiresy?
16. ravatorano ( 03/03/2005 12:29)
intel>fijo>hihihihihihih
tailaninareo foana ny resaka
marina mila fifanajana betsaka isika ary tokony hatomboka amin ny hoe aza manao resaka hors sujet toy ny ataoko izao fa za zany izao efa tsy manaja ilay lohahevitra fa mba manamarika avao leroa ah :wink: ^:^
17. pitchou ( 06/03/2005 18:24)
fijo> kou ho an'ny sasany d ny we "ze tsy mahatanty miala" no tarigetrany kou!
18. notron ( 07/03/2005 14:43)
Tsy voatery ho banni akory na mahita io message io aza.
Mety ho niditra ianao de tsy tafiditra
Namerina niditra indray @ io PS io ihany de lazainy hoe banni.
Mety hiseho io rehefa mampiasa Astero na CGI ianao.
Fa ny tsara raha tsy machine publique de mampiasà syllabik.

Voamarika ihany koa anefa fa tato ho ato dia ratsy be mihintsy ny connection. Asa, noho ny fanamboarana any ifotony angamba.
19. pitchou ( 07/03/2005 17:57)
notron> andraso alou ary haka kourou na astero CGI syllabik!
20. fijo ( 08/03/2005 22:01)
intell>ny tiako lazaina letsy dia izao an.misy tsy mahatanty io av dia manontany be eto io.aleo mba ary ambadika ary no manontany azy fa sao mahasosotra azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2135