francis turbo : mihira dia manao hatsikana veta
1. fmr
(
21/02/2005 08:57)
malalaka ve ny sehatry ny zavakanto eto mada ? dia avela hanao zavatra manafintohina toy ny fampisehoana veta nataon'i francis daholo ve ny artista gasy.Mety ho zakan'ny vazaha tokoa ny ataon'i jean marie bigard sy elie semoun fa tsy zakan'ny sofin'ny gasy sy ny toetsaina tena gasy ny fanaon'i turbo tao @ cc esca ! :x :x
novalian'i xxx ny 12/04/2005 22:11
3. iartistika
(
21/02/2005 09:09)
Aza mijery @ sisa de samy vita!Tsy vao zao io artista io no manao hatsikana veta toy izany,fa matoa mbola nandeha nijery tany dia mbola nitady angamba.@ manaraka raha misy fampisehoana ataony dia aza mandeha,dia ho hita eo fa mbola feno ndray le trano filalaovana!Isika anie mody tsy tia nefa tia eh
4. naritsimba
(
21/02/2005 09:19)
Hadalanareo izay te hijery eh!
zà aloha hatramin'izay mbola tsy nandoa vola t@ fampisehoana nataon'i TUrbo mintsy satria tsy mifanaraka @ eritreritro ny zavatra ataony.
zà aloha hatramin'izay mbola tsy nandoa vola t@ fampisehoana nataon'i TUrbo mintsy satria tsy mifanaraka @ eritreritro ny zavatra ataony.
5. eisy
(
21/02/2005 10:05)
Ny zavatra hiseho any anie efa fantatra fa ohatr'ireny e! ary mankafy de mado vola hijery azy.
Za aloha raha mandinika ny isan'ny mpijery TURBO de mahita fa tian'ny olona ny zavatra ohatr'ireny e!
dE IZAO KOA MBA MAHAIZA MIFALY EO AMIN4NY FIAINANA FA TSY HOE DE HANARAKA FEPETRA SY LALANA FOANA AKORY!

6. Ramaso
(
21/02/2005 13:22)
revy daholo izany.. ny fomba fisainan'ny artista any madagasikara dia efa mivelatra kokoa fa ny mpijery mbola tara siecle 1.. na atao kao hoa miantsaravelatsia fa mody hoe tezitra sy tsy mahataty resaka sexe nefa ny alin'iny de efa revy be ao ampandriana ao!!
zay le mahavoa anareo gasy kely reo!
zay le mahavoa anareo gasy kely reo!
7. mandrindra
(
21/02/2005 13:37)
Amin'ny hatsikana nataon'izy io dia misy toy izao :"milaza ny olona fa tsy tia an'i Samoela nefa rehefa jerena izy no mahalafo cassette be indrindra". Dia ohatr'izay ihany koa ny azy, hain'ny malagasy mihintsy io fihatsarambelastihy io. Mody hoe tsy tiana satria sao dia ratsy fijery eo amin'ny fiaraha monina nefa samy mikakakaka mihomehy eo daholo rehefa maheno azy. Izay manao zavatra ihany no tsikeraina e. Rehefa tsy tiana dia tsy mijery fotsiny fa matoa aloha izy malaza dia mbola be mpitia izany.
8. iartistika
(
21/02/2005 17:03)
Ity le tonga @ fitenenana hoe:Mihambo tsy tia vary moaka,nefa mahalany sosoa iray pô!
9. fijo
(
21/02/2005 21:42)
io ry namana arakaraky ny fisinanao ihany an.raha tsy mahatanty ianao dia aza mijery,fa aza milaza hoe veta izy na inona satria misy mahazaka azy dia mbola miseho sehatra izy.
10. ikaretsaka
(
22/02/2005 00:00)
ny gasy mihitsy io tia miha tsara vela tsihy lazain' ireo namana berebe eo ambony ireo e.
efa eeeeeela za no niteny heo mba honety @ zay hoa!
inona izao no maninona raha mijery francis turbo ianao na tsy mijery?
efa eeeeeela za no niteny heo mba honety @ zay hoa!
inona izao no maninona raha mijery francis turbo ianao na tsy mijery?
11. Ramaso
(
22/02/2005 04:58)
marina io.. zavatra ataon'i gasy le izy fa rehefa resahana na eto na any @ francis de hoe mahamenatra e oay a oay.
raha miresaka tsaokalentika zao ra turbo d misy mody we aaaaaaandray ry francis nefa mankafy be!
dia mody tezitra nefa ny harivan'niny de efa revy be izy mivady.. ary le resaka tsaokalentika nolazain'i francis tary iny mihitsy no atao!
zay le mahavoana anareo gasy kely reo!
ry mpiatsaravelatsihy hozizy jesosy 'zay!

12. moi
(
22/02/2005 07:01)
Efa nazava tamin'ny pub fa 96% sy 69%, ohatran'izay ilay fampisehoana, miaraka amin'ny filazana hoe Visa B.
Dia eo vao mody gaga eo ! Sa nitondra zenfant tany ny sasany ka lasa tsy alezy !! Tsy sarimihetsika akory no hoe alefan'i Francis, fa fahaizana miteny (ratsy) mampihomehy...
Sambatra hono Francis fa vava dia ahazahoana vola be. Tsy izy mahay mitady vola no omena tsiny.

13. fmr
(
22/02/2005 11:04)
iartistika:
Aza mijery @ sisa de samy vita!Tsy vao zao io artista io no manao hatsikana veta toy izany,fa matoa mbola nandeha nijery tany dia mbola nitady angamba.@ manaraka raha misy fampisehoana ataony dia aza mandeha,dia ho hita eo fa mbola feno ndray le trano filalaovana!Isika anie mody tsy tia nefa tia eh
valiny ho an'i artistika : aza manao fijery faobe ianao satria toa ahy izao nipetraka tany an-dafy dia nisy nanasa ahy hijery an'io fampisehoana io rehefa niverina eto mada aho , fanasana ilay izy , heveriko fa fahalalam-pomba faran'izay tsotra indrindra ny manaiky ny fanasana tahaka an'io , na izany aza dia ekeko ny hevitra nataon'ny namana hafa hoe : aza mijery rehefa tsy mahazaka satria raha fifaliana sy fihomehezana no nantenaina dia fahatafintohinana sy fahafahambaraka no hita, dray ! tena nidina @ farany ambany loatra ny kolontsaina malagasy raha toy izao !
14. iartistika
(
22/02/2005 16:42)
Tsy ny kolotsaina ry ise no midina fa ny olona no tsy maharaka ah!
16. fijo
(
22/02/2005 21:09)
fmr ny fanasana koa naie azo lavina e.tsy olana mihintsy rehefa tsy tianao ilay izy dia lavina ampahatsorana
17. Ramaso
(
23/02/2005 05:20)
zay nge le mahavo ny sipa e..
efa ampafantarina fa kozy veta ny any , mbola jefojefotsa mande any ihany .. avy eo mitaraina!
"zay le sipa e"
efa ampafantarina fa kozy veta ny any , mbola jefojefotsa mande any ihany .. avy eo mitaraina!
"zay le sipa e"
18. eisy
(
23/02/2005 07:30)
Mba manontania ary amin'ny manaraka zay vao mijabaka koa e!
ngah koa moa nijabaka hoe ahoana zavatra milay ny tany fa ny fisainana no ataovy malalaka sy mba mahay mifaly .
tsiky de ampy!!!
ngah koa moa nijabaka hoe ahoana zavatra milay ny tany fa ny fisainana no ataovy malalaka sy mba mahay mifaly .
tsiky de ampy!!!
19. felampaiso
(
23/02/2005 10:06)
" fantaro ny zavatra rehetra ary hazony mafy izay tsara "... dia misaotra ireo namana nanome tsiny an'i Fmr fa voan'ny tsy nampoizina izy é !.Tsy fantatro aloha hoe cadeau empoisonné ve ilay fanasana sa izy mihitsy no tsy mahazaka izay zakan'ny mpijery sasany, fa izao ihany no hafatra : tsarao @n fomba firesany i francis dia iny no azo itarafana ny fiainany, izay resaka nataony t@ fampisehoana koa izany no toe-tsaina ananany. :roll: :-D , ary isika namana eto koa: izay soratantsika eto izany dia izay koa no toetrantsika raha tsy hoe angaha mpihatsaravelatsihy araky ny voalazan'ny sasany eo ambony, izay ilay hoe : saka manafin-koho ! ;-)