francis turbo : mihira dia manao hatsikana veta

21. fijo ( 23/02/2005 21:40)
ka azo atao koa ny mijery sy mifaly nefa tsy manaraka an'io anie e
22. ikaretsaka ( 24/02/2005 13:55)
fa zay ko ny hitako @ gasy..
efa avoaka sy lazaina le izy le izy heo Visa B 69 sy 96%... na ny titre fotsiny aza
ry samoela sy ry rah kicki efa milaza @ tonokirany fa "zaza marororka" sy "kapoty" '4 eme tige" sns.. efa mazava be araka ny titre fa zavatra momba iznay no ho resahana... mbola mandeha ihany mijery sy mihaino nefa tsy mahatanty
23. fijo ( 24/02/2005 21:45)
izay le tsy mazava mihintsy
24. eisy ( 25/02/2005 07:07)
tsy hoe tsy mahatanty ry ikaretsaka fa MODY HOE tsy mahatanty....TSSSSS Waiaka be le
25. 1kd100 ( 25/02/2005 11:12)
iartistika:

Manafi-tay an-tsalaka no tena izy eh!


???? azavao ny hevitr'izany fa tsy azonay é: manome tsiny an'i francis ve ianao sa manome tsiny an'i fmr sa manome tsiny an'i fijo ?

26. iartistika ( 26/02/2005 10:46)
Manome tsiny an'le milaza fa veta ny zavatra aton'i Turbo!Tiany ihany le resaka veta,nefa mody mitabataba eo!
27. felampaiso ( 28/02/2005 10:11)
ka efa nilaza aho ery ambony hoe misaotra anareo nanaome tsiny an'i fmr, izao koa no ilaina fantarina anefa :
- tsy hita ny loko mena, fotsy, mavo sy ny sisa raha mainty daholo no loko misy,
- tsy hita ny fahendren'ny hendry raha tsy misy ny adala,
= atao ahoana moa ny hitsara hoe veta ilery raha tsy miavaka aloha ireo milaza ny tenany ho tsy veta( inona aloha no tena définition' ilay hoe veta sao dia tsy mifankaazo ny resaka ? )
28. dadabe ( 28/02/2005 13:56)
amiko izany hoe veta zany =olona obsedee sexuel asa aloha fa zay no ahalalako azy e :cry:
29. iartistika ( 28/02/2005 17:31)
Otsanareo ve ry bedada? :-D :-D
30. fijo ( 28/02/2005 22:14)
nga kosa dadabe toa izany kle
31. EMIN3M ( 01/03/2005 14:44)
M'lay be ra francis an!
indrindra ilay vazo hoe:
Androany fitsifotsy slipo-nao
Ampitso mangamanga hitako ao
Hariva fotsifotsy hanao fihetsika
Rahampitso misy rà fa niketrika
Solosolo lokooooo!
maromaro colera
Fa mora miova any kotooo!
Fa hanao tsena aaa!!!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
milay be ve ny fijeri-nareo azy eee!!!!
32. iartistika ( 01/03/2005 16:47)
=D> =D> 8)
33. fijo ( 01/03/2005 20:53)
milay ka,lokondanitra ve no resahana tsy hilay le
34. iartistika ( 01/03/2005 21:08)
f'in ndray! Mankalaza =D> =D>
35. dadabe ( 02/03/2005 12:23)
iartistika>zah letsy tsy veta zany a,ise angamba izany dia miteny tena ise :lol:
36. iartistika ( 02/03/2005 21:23)
Voninahitra omena an'ise anie zany eh!veta ve de ratsy :* aiza no hahita....?
37. fijo ( 02/03/2005 23:12)
o ry izy mitsam a inona no tianareo raha izany veta sa tsy mahovoka
38. iartistika ( 03/03/2005 09:10)
Hitan'là zany ry Bedada ah!...
39. welie ( 30/03/2005 16:24)
Za kosa aloha tia Francis e!
Mitovy amin'ilay blagin'iny mintsy manao hoe: T@ nivoka Hantatiana dé Hantatiana daholo.... avy eo tonga Samoela, dé bdb ny mpanatsatso we dain Samoela sy ny hirany nefa kay samy mba nividy K7/CD ihany daholo ny olona.... :lol:

Tsy aiko aloha fa zà mandainga raha hoe tena tsy miheno blaguen'i Francis na vet.. io na inn e!
40. sonwin ( 30/03/2005 20:54)
welie>hitovizantsika io an! ary toi nge zany he he he
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.9011