Raha mba nianoka ny olona fa tsy dia nisy ny rivodoza mpanimba ny voly tamin'ireo toerana mpamboly vary. Dia izao ao anatin'ny fiterahan'ny vary mihintsy no mihantona ny orana. Koa dia atahorana hamotsy daholo ny vary. Ary dia tsy hihena akory ny vidim-bary. Koa dia mba efa miomana dia eny izao