JP II

1. ainaheri ( 18/02/2005 15:05)
Natao resabe teo @ fahitalavitra na ny gazety ny tsy fahasalaman'ny Pape JPII sy ny fahanterany
raha araka ny hevitrao rariny ve izy ra ametrapialana noho zay antony zay? Eny=ny,Tsia=hazavao ary!!
novalian'i fijo ny 30/03/2005 21:50
2. mandrindra ( 18/02/2005 16:19)
Tokony hametrapialana ny p
3. iartistika ( 18/02/2005 17:21)
Zay mihitsy!inona no mahatonga azy tsy hametra-pialana?misy raha ao!Mamay be mihitsy io resaka vatican io!Rahery zao tokony mba manome misimisy momba an'io le aza ah!any am-potony tsinona
4. hery ( 18/02/2005 17:43)
:-)

Tsy hitako izay hidirana lalina amin'izany. Fanjakana (Etat) mahaleo tena ny Vatican. Ny Papa no filohany... Matoa mbola tsy mikomy ny vahoaka ao :-p hoe esory ingahy prezidà dia mbola mahavita izay tokony hataony izy.
5. pitchou ( 18/02/2005 18:42)
tsssss! tsy aleo d lazaina mihitsy hoe aoka tsy hivavaka intsony ko izy?
6. Ramaso ( 18/02/2005 18:45)
za mbo gaga ry tantine
7. tstsn ( 18/02/2005 20:25)
Isika dradraina hanaraka demokrasia. Ny fiangonana kristianina indrindra ny Katolika dia an'isan'ny mitabataba izany n'aiza n'aiza. Nefa ny azy ny mpitondra an'i Vatican fitondrana mandra-maty. Ka na efa tsy ao intsony aza ny vatana dia mbola oe oe oe oe tsy miato no atao. Hay moa aleoloia le izy koa. Tsy hitako izay iavahany amin'ny fitondrana Kaominista.
8. intelligenzia ( 19/02/2005 00:11)
aoka tsy ho raisina fanenjehana fa constatation ny ahy ito:

aoka tsy ho kobokobonina fa ao no tena manjaka ny resa-pianakaviana sy kitranoantrano. tsy misy tafiditra eveka sy kardinaly mihitsy raha tsy misy olona ambony manohana, toy izany koa ireny olona alefa mianatra mandranto fianarana any roma ireny, na gasy io na afrikanina, na vazaha.

sady tsy demokrasia io amiko no tsy theocratie. Un point c'est tout!
9. ikaretsaka ( 19/02/2005 00:21)
tstsn>
1) tsy nisy nilahatra na nisy referendum aloha tao @ firenen'i vatican niteny hoe miala ianoa ra papa an!

2) tsy olombelona no mpanendry ny papa ary tsy misy propagandy na fanonganam-panjakana ao fa nohon'ny revin'ny (jereo eo ambany)

3) Ilay bandy lava volo maty teo ambony hazo fijaliana iny sy ny dadany no tompon-tsafidy farany @ io resaka io .. raha mikozy ry zalahy hoe zay zany de zay zany na segondra 1 aza.. tsisy adihevitra!
10. intelligenzia ( 19/02/2005 00:31)
bla bla bla be zany ra karetsaka fa kitrano an-trano io ah!
11. iartistika ( 19/02/2005 09:18)
Tsy olombelona ahoana no manendry ny papa? Biby daholo zany reo tary miaraka aminy reo?
12. ainaheri ( 19/02/2005 10:46)
Ka ny olana de zao lay olona efa tsy
en+ mba fantatrareo ve ny zvtr lazainy?
efa tsy mazava tsony fa ny mpivavaka
fotsiny manaraka zay fihetsiky ny tananay
eo!!
13. ikaretsaka ( 19/02/2005 15:44)
iartistika> tsy olombelona no nanendry ny papa fa andriamanitra ka.. raha tsy zany .. mba te ho papa koa za fa tendreo! =))

intelligenzia> kitranotrano ahoana indray e.. anontanio jesosy rha tsy marina izany

ainaheri> nga natao hazava foana angaha izy io.. finoana io letsy a fa tsy ny hihaino azy ny tandrona fa ny hivavaka @ ilay hivavahany koa an.. ohatran\'ialahy taloha hoe miangona dia teny latinina dia tsy ny hihaino ny teny latinina ny antondia fa ny hivavaka.
ohatran\'ialahy ihany io hoe raha voairaka any @ sovetika ka mila miangona nefa tsy mahay ilay fiteny any dia manaraka litorjia ka
14. intelligenzia ( 19/02/2005 23:37)
efa nanontaniako Izy fa kitrano an-trano ny ao @ papaute sy ny katolika ozizy =))
15. cutie ( 19/02/2005 23:46)
:-D :-D :-D
16. ikaretsaka ( 20/02/2005 04:05)
tsy namaly anialahy akory hono izy ko =))
mila mikonfesy hono ialahy aloha!
17. intelligenzia ( 20/02/2005 04:23)
niresaka izahay dia izay no teniny ka. de nampiany oe aza mikofesy milaza secret amin'ireo tsy azo itokisana ireo fa ny Ray any an-danitra mahalala ny ao am-ponareo sy ny fiovam-ponareo. :lol:
18. Ramaso ( 20/02/2005 05:51)
tao @ bokin'iza toko fahafory zany le?
19. mumu ( 20/02/2005 09:28)
fahafiry ngamba no tian'ny ramaso soratana?
20. andansonia ( 20/02/2005 12:32)
Raha ny état physiquen'i Papa dia betsaka ny mieritreritra fa tokony ho soloina ny papa. Saingy toa tsy voadinika ta@ konsily Vatikana II io tranga mahazo ny papa @ izao fotoana io. Hatra@ izay angamba bien portant foana ny papa dia vita ny ministerany nitindrany ny eglizy katolika. Souveraineté mantsy ny ao vatican. Etat souverain vatican fa tsy république. Ka raha hametrapialana dia iza no hametrahany an'izay? raha hanao retraite izy dia iza no hametrahany azy? tsy voadinika tao @ konsily Vatikana 2 k'izay no olana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2363