JP II
22. pitchou
(
21/02/2005 18:45)
marina ny an'i andansonia! sa ireo eveka sy kardinaly nifidy azy no hametrahany fialana? nefa ny voady nataony .... mandrapahatapitry ny fofon'ainy?
image n'ny fiangonana katolika ny pape fa angamba tsy dia dia hoe raha tsy izy no mitoriteny d tsy izy le toriteny, raha tsy izy no manonona ny vavaka d tsy izy le vavaka! raha tena mino angamba, ka mahafantatra na d sombiny aza t@ ze vavaka efa nataony dia tsy mila teny sy voabolana maro akory fa hahafantatra sy hahatsapa ny tiany ho lazaina na tsy misy feo mivoaka ny vavany aza!
lavitra ny lalana nodiaviny vao tonga teo @io toerana io izy, ary ambonin'izay taratry ny fiovana goavana teo @ fitondrana ny ara-pinoana koa io papa io! tsy sur hoe mbola ho toa azy ny hisolo azy eo an!

23. ikaretsaka
(
21/02/2005 22:05)
Bravo pitchou !
ka izay ange le tsy azon'ny olona sasany e.. amin'ny protestany manko dia ny toriteny no tena votoatin'ny vavaka hoe tsy izy raha vao tsy azo ny zavara lazainy tsy izy raha vao tsy izy tenany no mitory, sns
fa ny an'ny katolika araka io lazain'i pitchou io hoe:
raha tena mino angamba, ka mahafantatra na d sombiny aza t@ ze vavaka efa nataony dia tsy mila teny sy voabolana maro akory fa hahafantatra sy hahatsapa ny tiany ho lazaina na tsy misy feo mivoaka ny vavany aza!
t@ mbola latinina ny fivavahana (ary mbola misy io hatr@ izao) dia tsy voatery hahalala ny zavatra lazain'ilay olona ny mpiangona fa kosa entanim-pinoana dia mandeha ho azy
na atao hoe mivahiny any @ firenena tsy hainao fiteny ianao.. raha katolika ianoa dia na miboredika sy tsy azonao aza ny zavatra ambarany ary ambony ary dia arakao @ fihetsiny sns hoe izoa izany vavaka izany!
24. intelligenzia
(
21/02/2005 22:13)
ikaretsaka:
tsy olombelona no nanendry ny papa fa andriamanitra ka..
pitchou:
sa ireo eveka sy kardinaly nifidy azy no hametrahany fialana? nefa ny voady nataony ....
ikaretsaka:
Bravo pitchou !
25. ikaretsaka
(
21/02/2005 23:10)
ny nanaovako bravo pitchou de le hoe:
raha tena mino angamba, ka mahafantatra na d sombiny aza t@ ze vavaka efa nataony dia tsy mila teny sy voabolana maro akory fa hahafantatra sy hahatsapa ny tiany ho lazaina na tsy misy feo mivoaka ny vavany aza!
ka

26. pitchou
(
22/02/2005 19:20)
anampiako an'izay: izay rehetra nanana tombony manokana ka mba afaka nihaona t@ io papa io, satria izy hono dia tena tia mifanerasera @ olona, dia samy nahita taratra ny fiovana tiany nomena izany atao hoe finoana izany!
noho izay rehetra vitany t@ izy teo d tokony hanaja azy ny mpiara-belona, fa tsy sanatria mahita azy reraky ny ady sy tolona dia hanipy azy ery an-joro-trano! angamba tsy misy firy @ ireo mety afaka handimby azy no hanana ny fasahiana nananany, na sahy hisedra ny nosedrainy

27. fijo
(
22/02/2005 22:12)
resaka aloha izany fa zavatra roa no tokony jerena raha miresaka ny papa na vatican.
_1)ny maha firenena azy
_2)ny maha lehibean'ny finoana azy.
raha ny maha firenena azy aloha dia tsy hiadiankevitra fa ny miala no mety aminy.raha tsy hoe any amin'ny soviety sy chine ngamba no filamatra ao.
raha ny maha lehibean'ny fiangonana azy indray,dia tokony jerena hoe mbola tompon'ny fanapahankevitra ve izy.raha izay dia jerena hoe mbola ao tsara ve ny fisainany(lucidité)raha toa ka mbola ao tsara io,na moana sy jamba aza izy dia tsy olana ny fijanonany eo.

28. Ramaso
(
23/02/2005 04:46)
ka ny lehiben'ny fiangonana ange ry fijo de le kof'boy atao we rajesosy e
refa oz' le tsamy iny oe tsy mietsika lo enao ry zampol de zay zany!

29. fijo
(
23/02/2005 21:58)
ka iny le tsy efa na ny taolany aza tsy nisy nahita an.diakan'izay tsy mikozy intsony iny fa vita.izay eo no mokozy
30. pitchou
(
25/02/2005 18:37)
fijo> raha ny mahafirenena ny vatican no jerena d tsy tokony hiady hevitra @zany isika satria azy ny azy, raha tsy hoe hisy hiova nationalité ndray nga ny ato d hanongam-panjakana any! na hanao merisenera!
fa raha @ mahalehiben'ny fiangonana azy dia afaka tsy manaraka azy intsony izay tsy mahazoazo azy! fa tsy hoe rombahiko io finoana io fa tsy an'i zan pôly ko nahôna no giazany ao!
lasa nahita tsirony @ ampesiman lôtra manko isika izany

34. hery
(
28/02/2005 23:39)
Mihidy izany ilay adihevitra? :-)
Io anie no nolazaiko tany amboalohany hoe Ny taninareo itomaniana... dia ampiako hoe "raha hendry".
Ny eto Italie, ary indrindra indrindra ny ao Vatican mikoropaka toa inona rehefa marary ny Papa. Rojombavaka izao tsy hita popoka... Tiany ny azy kou. Isika indray ve no hiteny hoe esory teo io fa aza tiavina? :-p io fidirana amin'ny patalohan'ny oul io ihany no ahitandoza. :-)
Dago indray atrehina e

35. intelligenzia
(
01/03/2005 00:28)
Tsy misy mamy noho ny tanindrazana, saingy ny any dago aza mitsaoka miala tao ny olona fa henjana dia henjana ny fihafiana. Ny te hiverina indray misalasala noho ny am-pihimamba ataon'ny manam-pahefana. Izay koa angamba no tanjon'ny mpitondra mba ahafahany manjakazaka.
36. intelligenzia
(
01/03/2005 00:29)
Tsy misy mamy noho ny tanindrazana, saingy ny any dago aza mitsaoka miala tao ny olona fa henjana dia henjana ny fihafiana. Ny te hiverina indray misalasala noho ny am-pihimamba ataon'ny manam-pahefana. Izay koa angamba no tanjon'ny mpitondra mba ahafahany manjakazaka.
37. fijo
(
01/03/2005 21:24)
manahirana marina aloha le any ry zalahy fa tena tsy hay intsony izay hofandehany a.