JP II

41. pitchou ( 06/03/2005 18:35)
iaritistika> :-D :-D :-D :-D :-D
fijo> mangalà toerana milamina sy mangingina tsara, d lazao daholo ze tianao rehetra mba hianjady @ firenenao! lazao @ fo fa tsy hoe gonongononina fotsiny an!
42. fijo ( 08/03/2005 22:15)
de iza no hiaina ahy eo kle
43. pitchou ( 09/03/2005 18:00)
aza manahy @ we izy no hihaino! misy fôna maheno! ny rindrana aza (hoy ny gasy) manan-tsofina!
44. fijo ( 09/03/2005 23:06)
za tsy mino an'izany ko
45. iartistika ( 10/03/2005 17:02)
Ny finoanao hono no ahavoavonjy anao ry fijo ah! mitrotro am-bavaka ho an'ise za mba hisy hiaino ny vavak'sé :-D :-D
46. pitchou ( 10/03/2005 18:32)
efa we minoa fotsiny ihany! ao fa hanongilan-tsofina daholo ny ato @ forum aza e!
47. fijo ( 10/03/2005 21:38)
kay farina ny feoko le
48. iartistika ( 11/03/2005 18:03)
Nga lty mila mivazavaza ah! :-D :-D
49. pitchou ( 12/03/2005 16:56)
tsy maninn fa bitsibitsio fa heno fona e!
50. fijo ( 16/03/2005 22:37)
tena tsy hafaka mibitsika akory e.
51. pitchou ( 17/03/2005 19:39)
hatramin'ny oviana indray i fijo no tsy afaka mibitsika? :-w
52. iartistika ( 17/03/2005 19:45)
ataovy baiko maona njay ry akama ah!
53. pitchou ( 17/03/2005 20:42)
sao lazain'ny olona fa mandroaka devoly eo kinambony! :-D
54. fijo ( 17/03/2005 23:15)
ka aleo marina atao baiko jamba kle
55. pitchou ( 18/03/2005 12:21)
ahoana indray le baiko jamba? manao pi maso fôna?
56. fijo ( 23/03/2005 22:01)
an an aratsaina dia vita
57. routa ( 25/03/2005 14:28)
hihihi! tsy nihomehy ndray aho raha tsy ity tena mahatoran ny hehy nareo reto ka .
58. iartistika ( 26/03/2005 08:31)
fijo> baiko saina zany?
59. dadabe ( 26/03/2005 13:45)
baiko tanana ! hmm alefa
60. iartistika ( 28/03/2005 16:23)
batra mezira!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1648