150ar ka hatramin'ny 500a ny volan-jaza azon'ny Mpiasam-panj

1. eisy ( 17/02/2005 12:51)
Heritrereto hoe ireo no vola azon'ny mpiasam-panjakana izany raha mitokona tsy miasa hitaky zavatra. Volan-jaza anefa no anarany (azo isam-bolana io a)
Io manko sisa no azon'izay mpiasam-panjakana rehetra mitokona aty Dago.De ahoana ary?! tsy hisy ho sahy hitokona intsony izany....
De tsy maintsy hiafy ve na kely aza ny karama....
novalian'i fijo ny 23/02/2005 22:01
2. fijo ( 17/02/2005 22:32)
amiko zo ny mitokona,ary ilaina ny fitokonana saingy tokohy hajaina koa ny asa.izany hoe tokony mifandimmby ny mpitokona manao izy hampandeha ny asa kely indrindra
3. ikaretsaka ( 17/02/2005 22:38)
hozizy i bush izay hoe

"la greve c'est une connerie que les francais ont invente"

io no mba teny frantsay hainy tsara ny miteny azy
4. intelligenzia ( 17/02/2005 22:39)
marina ny an'i fijo, ary raha arak'io dia tokony volan-jaza koa sisa no raisin'ireo mpitondra ireo satria na ny asa kely indrindra aza tsy misy: tsy misy ny vary, mandry an-driran'antsy ny mponina amin'ny asan-jiolahy.
5. fijo ( 17/02/2005 22:45)
azo ekena koa izay.ny tena olana any amin'ny tanana anie dia izao e.ny sasany mikaraka amina milion ny sasany zara raha mahazo 400 000fmg
6. iartistika ( 18/02/2005 17:23)
Kozy ve!tsy ho tafa tsony zao fitondrana zao mba sanagal eh!
7. intelligenzia ( 19/02/2005 00:14)
iartistika> anga lety vitan'izay hoe million 1 na 2 na 3 ah! misy mikirakira hatramin'ny 40 millions ao, ary tsy privé an! volam-panjakana daholo izany.
8. eisy ( 21/02/2005 07:20)
fijo a! be loatra ny 400.000 voalazanao kely no io aza mbola misy anie! Mampalahelo e! nefa tsy afa manohitra...
9. fijo ( 21/02/2005 22:22)
eisy,aiza kosa kle.
10. eisy ( 22/02/2005 09:52)
Eka nama , ny smign'i dago anie ka kely de kely e! zany no mahatonga ny kill mimenomenona na de nisy aza ny fisondrotana 12 isan-jato de ataovy an-kajy hoe raha bandy mandray 400 izany de lasa ohatrinona? fa raha ry lerony mandray 1.500 de ohatrinona ny azy..
misy tsy mety ihany an! de inona no atao ze mitokona eo nefa he he he! taraiky
11. fijo ( 22/02/2005 22:14)
mafy letsy izany kle,io aloha dia tena naha ontsa ahy tany e
12. intelligenzia ( 22/02/2005 22:30)
dia kajio amin'izay hoe mahazo vary firy kilao ny smig? Ny smig fa tsy io 400 io an! Kanefa izy raha milaha-bary tsy miasa dia mbola ho tapahina koa ny karamany ve? :?:
13. kally ( 23/02/2005 08:30)
Leo sy tofoka tanteraka ny vahoaka,nahatsiaro voafitaka sy voadona ny hambopo.Didy jadona sy fanaovana fairano no ataon'ny mpitondra.
14. eisy ( 23/02/2005 11:33)
Za de miheritreritra fa izay tonga eo anie de izany daholo e! ny an-dry leroy ihany no fantany fa ny aty ambany efa mila hihinan'ny tadiny... ny an-dry lerony de hoe mahareta!
Raha izao anefa no mitohy toa ohatran'ny miha-marary foana ilay fery
Na vary ,na hena ,na hofan-trano ,na akanjo, na solika.... toamiakatra be tampoka; saingy ny karama zara raha niakatra.....
De hoe efa misy kely fiakarana io aloha fa aza mimenomenona ve?!!!
15. intelligenzia ( 23/02/2005 12:21)
eisy:
fa izay tonga eo anie de izany daholo e
dia ahongana daholo izy fa betsaka ny tsy manao izany. Sady omena tackle deriera :-D
Politikan'ny TIM sy AREMA mantsy mitovy sy sahala ilay hoe "tano ny azo fa sarotra ny mila" sy ilay hoe "izay tonga eo toa mitovy ihany". Dia ataony izay hampiraviravy tanana anareo.
16. fijo ( 23/02/2005 22:01)
ka misy fifidianana amin'ny manaraka dia any manala azy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1077