homéopathie

1. nikopol ( 07/02/2005 16:46)
mba misy mampiasa anio ve dia mandaitra ve le izy?
2. booboo ( 07/02/2005 16:58)
ié ! hihihi ka lé izy tsy hita eo no ho eo hoe mandaitra satria zay no maha medecine douce azy. Fa tsapanao eny foana hoe salama kokoa ianao.
3. xxx ( 07/02/2005 17:09)
mandaitra le izy ka ndrindra fa tam zaza
4. Ramaso ( 07/02/2005 18:41)
ie.. mandaitra io fa eeeeeeeeeeeeeeelabe vao mandaotra
5. lo ( 08/02/2005 04:50)
marina alou fa ela2 koukou le izy vao tsapa we mandaitra e, fa na d zany aza, tena zara rah misy ny effets secondaires
6. majakely ( 10/02/2005 13:18)
Tsy misy effets secondaires ny ny fanafody homeopathique ary rehefa voa -cible tsara ny rèmède ho an-ilay marary dia mahasitrana tokoa ..Izay no mahatonga ny homéopathe te hahafantatra ny momba anao rehetra refa manantoana azy ohatra : mangatsika ve notianao sa mafana ?rehefa mazava be ve dia mankarary maso ana ny jiro ;;;sns;...sns tsy ho votaniseeee!
7. ikaretsaka ( 10/02/2005 14:31)
ieee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1873