Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
hery
(
26/01/2005 17:57)
Fandraisan\'anjaran\'ny Namana Diaspora @ Fifampiarahabana
Manahoana daholo,
Araka ny hitantsika rehetra dia hanao fifampiarahabana tratry ny taona ny Namana any Madagasikara (Antananarivo no marimarina kokoa). Fotoana lehibe ifampihaonan\'izay afaka izany...
tohiny
novalian'i iriana ny 23/02/2005 14:49
miarina
(
26/01/2005 15:54)
Tononkira - izay afaka manampy
Mitady ny tononireto hira roa manaraka ireto aho izay mba afaka manampy ka hafka manome :
- Babo : aina et tovo j\'hay
- Hery iray na hira iray : Tana in Love
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/02/2005 22:33
kalt
(
26/01/2005 14:31)
MANAO METIMETY
Fa maninona ny bandy na sipa rehefa manao fotoana @ sipany dia manao metimety?.Mety mampiova ny fitiavana olona iray ve ny fitafiana hanaovany ?...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:13
booboo
(
26/01/2005 12:13)
cake
Cake alsacien façon Flammenküche.
-3 oeufs
-150 g de farine
-12.5 cl de lait
-100 g de gruyère râpé
-100 g oignons
-200 g de lardons fumés
-1 noisette de beurre semi-sel
-huile de tour...
tohiny
novalian'i booboo ny 26/02/2005 09:50
notron
(
26/01/2005 09:08)
Aza mba mandainga sao wain be
Naka dongon-tany kely izy roalahy rehefa avy nividy toaka botakely sy kitoza 5cm vita teti-pohy. Eo izy no voafidiny fa hisotrony azy.
Somary narary kibo ilay Razoky ka te-handefa rivotra mafy. Ilay ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 12/04/2005 09:38
ainaheri
(
26/01/2005 08:15)
olana kely!!!!!
Mba misy teny kely atsipy ity asa ireo mpikambana sasany mba voan\'izay fa
matetika aho no sendra ps n\'olonkafa
ra sendra hanokatra ny ahy !!
Ary ny mahagaga dia ny ahy koa misy mampiasa ka ny m...
tohiny
novalian'i nalafe008 ny 01/04/2005 12:25
hery
(
25/01/2005 14:12)
Fihaonana @ Ravalomanana
COMMUNIQUÉ URGENT
Fampiarahabana tratran\'ny taom-baovao miaraka amin\'ny Filoham-pirenena /
Présentation des voeux par le Président à la diaspora - 26 janvier 2005
Amin\'ny fandalova...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2005 22:19
ravatorano
(
25/01/2005 09:07)
fanafihana diplomaty sy solotenan ny banky mondiale ary manampahefana malagasy vitsivitsy izay niaraka nivoery tamin ny trano iray anà diplomaty frantsay iray teny Mandroseza
Efa tena henjana tokoa ny tsy fisian ny fandriampahalemana eto amin ny tanana satria efa diplomaty mihitsy v no tafihiny amin izay indray ry lerony tsy mbo misaro tava akory nefa misy malagasy manamp...
tohiny
novalian'i Ramaso ny 05/02/2005 06:37
kamovavy
(
24/01/2005 22:18)
mitady tononkira
sao dia mba misy manana ilay tononkira hoe : \"be ny ditra natao, ka mifona aminao, fa tsy hamerina intsony...\" ianareo ? Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i loving ny 23/03/2005 10:20
isrine
(
24/01/2005 13:50)
nasaina nefa nandoa vola...
efa sendra zavatra toy izany ve ianareo: nasain\'le bandy tany @ resto nefa za indray no nasainy nandoa ny part-ko. hafahafa tamiko ilay izy. Diso ve za raha toa ka sosotra taminy?...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/06/2005 22:31
isrine
(
24/01/2005 13:46)
anti-mola
aminareo lehilahy no angalana hevitra hoe inona no teny mendrika sy mihaja havaly ireny anti-mola ireny?...
tohiny
novalian'i deghany ny 21/09/2005 10:48
soafanahy
(
24/01/2005 06:58)
Vehivavy mivavaka
Fitaka ny fahatsaram-bika,ary zava- poana ny fahatsaran- tarehy;fa ny vehivavy matahotra an\' i Jehovah ihany no hoderaina .
Ohab 31 :30
vehivavy mivavaka be no tadia...
tohiny
novalian'i iartistika ny 09/04/2005 14:42
(
24/01/2005 06:31)
Rapasy sy ny firaisana
zavatra nanaitra ahy tany mada dia izao.ny pasitera rehetra dia maro anaka.( tsy latsaky ny 3 na 4 ny ankabeazany)
satria ve hoe miteraha ka mamenoa ny tany sa dia fitiavana ilay zavatra tsotra izao...
tohiny
novalian'i annie ny 15/04/2005 12:58
xxx
(
22/01/2005 06:48)
Empire TIKO
tsy nisy appel d\'offre marina ve? (SINPA - SOMACODIS - TIKO PETROLEUM etc...)
Now that he is president, Ravalomanana freely mixes state politics and business in a manner that has some labelling hi...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 18/02/2005 07:59
xxx
(
22/01/2005 05:11)
mampirafy
fa maninona kay ny lehilahy no tia mmpirafy...
tohiny
novalian'i zandrikely ny 24/05/2005 14:05
xxx
(
21/01/2005 18:28)
Tsy nihetsika intsony :-)
Tsy nihetsika intsony ity lohahevitra ity satria lasa any amin\'ny
- momba ny takelaka
- fety sy fihaonana
ny tetik\'asa sy vinavina
hery :-)...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/01/2005 23:56
welie
(
21/01/2005 14:55)
Sipa sy bandy\'ny ville!
Ity hoy aho ry reto mba misy zavatra tsikaritra kely: Asa na mbola misy hatram\'izao ilay hoe \"bandy sy sipan\'ny ville\". Asa raha azaonareo ny tiko ambara.....ao azavaiko ary e!
Ireo izany dia i...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/02/2005 22:58
joda
(
21/01/2005 13:23)
qu\'est ce qu\'une femme attend d\'1 homme
sexuellement? :oops: ...
tohiny
novalian'i stephane197 ny 05/05/2005 08:22
sherillalove
(
21/01/2005 11:15)
Tentation
La meilleure façon de succomber à la tentation c\'est d\'y céder....
tohiny
novalian'i rurik ny 09/05/2005 07:52
booboo
(
21/01/2005 09:05)
t@ mbola kely
nareo ve ry zavavy t@ mbola kely dé anisan\'lé nanonofy oe refa atao mariage zà dé ôtra zô ny akanjoko dé gna gna gna ?
dé ho an\'izay efa manambady dé tanteraka tokoa ve ?
...
tohiny
novalian'i dily ny 19/04/2005 12:42
