Tentation

1. sherillalove ( 21/01/2005 11:15)
La meilleure façon de succomber à la tentation c\'est d\'y céder.
novalian'i rurik ny 09/05/2005 07:52
2. sherillalove ( 21/01/2005 11:17)
:evil: marina ve rankizy fa hoe ny fomba tsara indrindra ahafahana miady @ tentation dia ny manaiky azy?
3. majakely ( 21/01/2005 15:06)
arakarak\'ilay tentation ihany kou !!! rah zavatra tsy de ngôza loatra pourquoi pas ?? :^)
4. ja ( 22/01/2005 08:31)
aiza kosa e!
5. booboo ( 22/01/2005 18:19)
hatraty koa io
6. cutie ( 22/01/2005 18:33)
andramana fona alou fa zay no mapa-tentation azy e.
7. chipie1 ( 22/01/2005 20:50)
fanga mou tonga de fantatra oe hatsiro ilay kaly raha tsy andramana e? :lol:
8. dezy ( 23/01/2005 10:00)
ka hita klou ny endriny zay vao manandrana ka ra goavy manta kosa ve no hita eo de mbola anandrana ihany???
9. ikaretsaka ( 23/01/2005 13:57)
andramo ihany fa mety manta ivelany fotsiny`
10. cutie ( 23/01/2005 15:12)
fa masaka anatiny ve? :* :-* :*
11. mafitoto ( 23/01/2005 17:18)
De izao ary tena zava nisy ity fa tsy tantara nisy ambin-daoka trondro hitanareo ihany ny fitenenana manao hoe aza matoky saka fa trondro ny laoka, de izao mbola eo ampiketrehana dia naka trondro ny anao lahy kay tratrany ankizy tonga dia hoy izy izaho manandran-doka an! dia nangina ny ankizy variana rangahy dia naka koa ilay zaza tonga dia nahazo kamaika ity mangalapihinana, dia hoy izaho hoe rehefa ny lehibe dia manandran-doka fa rehefa ny kely dia mangalam-pihinana.... dia aiza ary ny tentation amin\'izay?
12. kavitra ( 23/01/2005 17:46)
ny tentation dia zavatra iray tsy azontsika asorona eo @ fiainantsika ka miseho @ endriny samy hafa izy io ny fomba ialana azy dia ny aza tratrany ihany
13. jao ( 24/01/2005 12:28)
pio @ zay rankizy io radio io fa hatory aho a!
14. fijo ( 24/01/2005 23:09)
pio koa ny jiro fa io ra tatakasio e
15. mihanta ( 25/01/2005 14:22)
forum de la tentation :-D
16. mihanta ( 25/01/2005 21:06)
hihihi ramaso omena anlà aza ny toerana
17. ja ( 26/01/2005 19:25)
matetika matoa atao tentation efa fantatra hoe ratsy ilay izy.andrmo ary dia ho hita eo izay vokany e! aza mitaraian fotsiny avy eo
18. fijo ( 26/01/2005 21:33)
ka tataka tion kosa io ko.tsy aleo ve handramana
19. ikaretsaka ( 26/01/2005 22:00)
zay mantsy hoa.. misy tentation tsara ka.. ary ny decision raisinao eo di a mety tena milay beee mihitsy ay tsy manenina naka an\'ilay izy
20. mihanta ( 26/01/2005 22:34)
humm je connais le bien je connais le mal mais je fais exprès le mal car le mal me flatte.citation io an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3311