Tentation

21. fijo ( 26/01/2005 23:55)
milay izany ry mihanta
22. saholytiana ( 27/01/2005 06:01)
salut daholll . pour la tentation tandremana fotsiny car
\"le regret n\'est jamais avant , mais toujours après pour te faire regretter.
23. mihanta ( 27/01/2005 08:24)
marina ray kou io saholytiana.
fijo inn ny mampilay azy
24. fijo ( 27/01/2005 21:24)
mihanta satria ianao hafaka misafidy
25. yonikafopl ( 27/01/2005 22:22)
fijo de tsy mba afaka ny hisafidy ny hiala amin\'ilay tentation mihintsy ve?
26. ikaretsaka ( 27/01/2005 22:51)
arakarak\'ilay tentation io ko.. ny ahako aloha raha kaly de sarotra ihany e
27. dadabe ( 29/01/2005 09:09)
marinaletsy zany karetsaka,arakaraky ny tentation ihany io ,raha kaly hafa ,fa raha le ohatran;izay hhhmmm ??????
28. fijo ( 31/01/2005 22:03)
izay ny valiny ,arakarany io.
29. mihanta ( 01/02/2005 13:08)
d tenter-o ao foana zany kou
30. cutie ( 01/02/2005 13:13)
risque daholo hono ny fiainana e.
31. mihanta ( 01/02/2005 21:51)
ce ki risk gagne hono
32. fijo ( 01/02/2005 23:40)
marina izany ko
33. mihanta ( 02/02/2005 12:46)
za tsy t hahazo d aleoko tsy mi risk sao d senjan'ny sirprizy hafahafa eo
34. chipie1 ( 02/02/2005 12:50)
mihanta> jerena kely aloa fa matetika tonga dia hita oe tsy azo tentena zany :lol:
35. mihanta ( 02/02/2005 12:53)
matetika negatif foana le tentation kle sady mlaha b demony
36. fijo ( 02/02/2005 22:24)
mba tateo kosa hoe ko
37. ikaretsaka ( 02/02/2005 22:27)
jerena hoe atao sa tsy atao..
de ayao am zay hoe eff itjerena hoe atao sa tsy atao..
de ayao am zay hoe eff it
jerena hoe atao sa tsy atao..
de ayao am zay hoe eff it dia zay
38. fijo ( 03/02/2005 21:09)
izay izany samia sahy manandrana e
39. mihanta ( 04/02/2005 13:18)
tsy voatery andramana foana k
40. yonikafopl ( 04/02/2005 18:15)
izay sahy manandrana marina ry fijo.
Ny ahy raha tentation hitondra vokatra tsara ataoko e!!! :-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0818