Tentation

81. mumu ( 23/02/2005 10:17)
ikaretsaka annn
ramaso aza mataotsa toi ka!
82. chipie1 ( 23/02/2005 10:19)
:-w :-w
83. dadabe ( 23/02/2005 12:52)
ramaso,mumu ahan ,karetsaka de mahaiza aza mifidy zandry e
84. fijo ( 23/02/2005 21:14)
raikitra ihany marina ramaso sy mumu
85. ikaretsaka ( 24/02/2005 05:23)
za alaoko milamina fa reo efa amoureux be nge fa vazaha mody miady fotsiny e..
ny 1 mo de tena saropiaro be
86. mumu ( 24/02/2005 10:47)
fijo ikaretsaka mpianatra sy maitresse ny io fa tsisy resaka amoureux anareo zany!
87. fijo ( 24/02/2005 20:58)
mumu ahannnnn
88. mumu ( 24/02/2005 21:15)
fijo elà ny (l) akou
89. fijo ( 24/02/2005 21:38)
ahhh mumu mon (l) (l) (l)
90. nirijimka ( 28/02/2005 06:55)
ny tentation anie no tena mampatsiro ny fiainana e!
il suffit hoe tsy tratra ianao dia milay ; nefa kosa tandremo sao dia anenenana ny atao vao mitonon-tena eo. sa ahoana ry sherillalove? (sa hoe tat.)
91. fijo ( 28/02/2005 21:40)
anandramo aloha vao hialana e
92. fodykely ( 04/03/2005 10:39)
fa aona é toa sami milaza fa ratsi daolo izi refa tentetion,ka inona ni andrasana fa tsi andramana dé hita eo :-P
93. dadabe ( 05/03/2005 08:22)
fodykely>ka raha lena ao antin'ny tentation ao anie elah ela be vao maina eh hmmm 8O
94. fijo ( 08/03/2005 21:27)
ka le lena anie no tiana ho tsapa ry dadabe e
95. rurik ( 19/04/2005 08:50)
fijo a lemo aloha dia ho tsapanao hoe toy izany le lena e mora anie izany e!
96. gasmlay ( 24/04/2005 19:35)
dray marina!
97. rurik ( 25/04/2005 09:10)
tena marina eeeee!
98. rurik ( 25/04/2005 09:11)
rurik:

tena marina eeeee!

ka rehefa lena ary ve dia tsy ho tsapanao fa lena izy izany e!

99. dadabe ( 25/04/2005 13:27)
rehefa lena de lena satria le lena no tena tiany ka
100. rurik ( 26/04/2005 13:11)
dadabe ay le lena no tena tiany ! :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0465