Tentation

41. mihanta ( 04/02/2005 20:57)
ndana manandrana ailleur fa tsy aty la route
42. yonikafopl ( 05/02/2005 10:18)
oups!!
43. mumu ( 06/02/2005 13:55)
ramaso aza manimba feeling wa raha misy tsy aritra de ataovy any amin'ny hafatra!!
44. mumu ( 06/02/2005 14:00)
soloy ilay disque fa efa gôka!!
45. mumu ( 06/02/2005 14:48)
tazomo ho anao irery fa no olona tsy terenao hamaky ny hadalanao !
46. dadabe ( 07/02/2005 03:29)
inona aloha le tontasio e?@sex ve? :twisted: raha @zavatra hafa mety hirisk ihany zah kle ,fa raha@sex sao de hhmm AIDS kay
47. Ramaso ( 07/02/2005 04:21)
to kaly le izy ka
48. fi ( 07/02/2005 06:44)
kaly mihintsy ilay izy ka, chocolat! humm!!! tentation milay be
49. booboo ( 07/02/2005 10:46)
iza zô miteny choco zao ! misy fizarana choco angaha ry fi ? :miam: :miam: :miam: :} :}
50. Nananie ( 07/02/2005 12:54)
chocolat mankarary aty ka. Tsy misy zavatra hafa ve any :^) ?
51. Ramaso ( 07/02/2005 13:29)
mankaary ahoana ki ry nana? nefa saika kosola no meko anjy @ sevalantan (l)
52. Nananie ( 07/02/2005 13:43)
ka manjary mangididy fôna kou. 8-)
53. Ramaso ( 07/02/2005 14:00)
de hokoriko ndry ka.. :-*
54. Nananie ( 07/02/2005 14:03)
Ka sao rovitinao eo kosa ny oditro kou :{
55. Ramaso ( 07/02/2005 14:06)
ataoko moramora re e
56. Nananie ( 07/02/2005 14:22)
Ramaso :-$ Henoin'ny ol ny resaka.
57. kinaoly ( 07/02/2005 17:27)
hihihi, iza njay zao ôkôrina zao, ngô de rimbona tsisy eo tsony ny hoditsa aza fa mahery lôtsa ny sensations :-D
58. Ramaso ( 07/02/2005 19:45)
kinaoly> mitodia ary lo ndry ka!
mandana ko minana sokola de tongava aty hotroriko raha mangididy!
59. kinaoly ( 07/02/2005 19:48)
ramaso> ôka less, fa za tsy tia sôkôla :-D , aleo kosa zahay mba hijery e de mitehaka e =D>
60. Ramaso ( 07/02/2005 19:57)
hehehehe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0805