MANAO METIMETY

1. kalt ( 26/01/2005 14:31)
Fa maninona ny bandy na sipa rehefa manao fotoana @ sipany dia manao metimety?.Mety mampiova ny fitiavana olona iray ve ny fitafiana hanaovany ?
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:13
2. booboo ( 26/01/2005 14:34)
ka \" on veut toujours être belle pour celui qu\'on aime \" tsinn kouh ! tsy any @ fitafiana fotsiny fa na lé petits détails kely reny ara tsy hadino mitsy !!
3. bogosssy ( 26/01/2005 14:47)
Mba hampisy lanja ny olona miaraka aminao koa en+
Nefa aza mamorona ny tsy mety an!
fa raha be lotra ny style,dia ouen enao avy eo.
4. sylvain ( 26/01/2005 17:41)
raha fihaonana voalohany kosa aloha dia tsy maintsy mba manao izay metimety, mba hanaitra an\' ilay sipa na bandy;
5. maditra ( 26/01/2005 18:27)
Izay mihitsy, mbola tena mandamina ilay raharaha amin\'io dia tsy maintsy mba mamono lolo moa ny filazanay azy izay! :-D
6. mihanta ( 26/01/2005 18:42)
mba ça fait du bien kou ane le manao belle na d ho an\'ny tenanao ihany aza
7. booboo ( 26/01/2005 18:52)
8. mihanta ( 26/01/2005 22:32)
d milay an
9. ikaretsaka ( 26/01/2005 22:39)
arakarak\'ilay \"metimety \" io
misy manao metimety ivelany
ny sasnay metimety anatiny...
ne essentiel dia mi sentir bien dans sa peau
10. fijo ( 26/01/2005 23:08)
izay no tena marina.rehefa tsapanao fa ok ianao ao anaty ao dia izay no izy.
11. mihanta ( 26/01/2005 23:20)
oupss mahay an
12. jhouhlambout ( 27/01/2005 06:42)
Vao misy zavatra important fotsiny eo @ fiainana, na inona na inona, dia manao metimety foana ny olona. Sady ahoana moa ny impression\'ilay olona iray raha manao tsy metimety ilay olon-tiany?
13. bichette ( 27/01/2005 07:07)
misy fotsiny ny sasany manao metimety amboalohany dia rehefa mifampizatra dia tsy miraharaha intsony
14. mihanta ( 27/01/2005 08:38)
il faut faire plaisir à sois même,za alou tiako le manao metimety
15. kinaoly ( 27/01/2005 11:24)
ny vady jerijery hono e, mba tsara le mijery ol zolizoli na mbola sipa na efa vady sady on se fait zoli pour soi klou zay vao ho an\'ny hafa (vive moi lol) :-D
16. vegas ( 27/01/2005 13:23)
mananiany nga i kalt?
17. yonikafopl ( 27/01/2005 18:44)
bien kinaoly :)
18. ikaretsaka ( 27/01/2005 23:17)
ka io zany le manao zoli zoli aloha de ny hafa no mijery fa ramose na mademozel no mikitika!
ohatran\'ny daba vita tuning ihany .. she akory?
19. fijo ( 27/01/2005 23:31)
za aloha le mihaingo tsy dia voako fa mba manao madio dia izay e
20. kinaoly ( 28/01/2005 10:14)
fijo> tsy vôtery mihaingo ane vao manao metimety e, le sapin de noel ao antsano mandavataona kou mankaleo (lol) fa mba manao fiakanjo milamina fotsiny :-P
ika> raha manao zolizoli de za alou no mijery(fitaratra), ramose tsy olana na tsy hijery satria il n\'arrive qu\'en second place :twisted: , ny hafa ndray mahazo mijery fa hatreo ihany (on touche avec les yeux) :lol: - je m\'aime et je me trouve belle et voilà l\'essentiel ouzy le sipa zay :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3223