MANAO METIMETY

61. fijo ( 10/02/2005 23:32)
pitchou ka tsy nazava kosa ko.
62. pitchou ( 11/02/2005 21:48)
tsss! zay le fijo e! misoratra mazava io kou
63. poupounesana ( 12/02/2005 11:12)
sa nenareo zany rtsy matoa afenina! =)) =)) =)) =))
(théorie-nareo ihany io han! d @naroe ihany izy no mihatra)
64. kinaoly ( 12/02/2005 12:23)
poupou> za mbô gaga mankony
65. ikaretsaka ( 12/02/2005 14:37)
afenina rehefa tiana afenina de apoitra rehefa tiana apoitra ka
66. pitchou ( 13/02/2005 08:19)
d mba otran'izany kjou zahay ary e! refa tsy tinay ho hitanareo d d tsy aseo d vita!
67. Ramaso ( 14/02/2005 03:39)
ka ny an'ny Sipa anie @ fotoana tokony hanapotrana azy le zavatra afeniny de @ fotoana tokony hanafenana azy de apotrany e
(jereno nonombehivavy rehefa mampinono ohatra!.. rehefa lozitra be le izy vao ampiseho en public fa t@ izy mbola firme tsara nafenina)
68. princesse ( 14/02/2005 13:40)
Ramaso : énao io ndrindra ny andositra ra oatra ka wé mandé eny andalana dé misy sipa tonga mampidera ny nonony anao!! hihi
69. pitchou ( 14/02/2005 18:38)
ary tena manao fixation @ nono indray ramaso an! hatrary ambadika ary ve rangah! rehefa tsy omen'ny neninareo nonou enao d biberon oanina e!
sady aleo samy ampiseho ze tyiany ampiseho @ fotoana tiany ampisehoana azy e! enao v ohatra d ho terenay hi-pipi kilaoty rehefa poritra?
70. ikaretsaka ( 15/02/2005 16:20)
ka le poziny ndray angamba io mahagaga an-draaso io na mitady ilay tsy mbola fahitany izy fa efa hitany ny nonondreniny sy ny biberon
71. pitchou ( 15/02/2005 17:58)
d nen'i humhum n'ikaretsa
72. pitchou ( 15/02/2005 17:59)
d nen'i humhum n'i karetsaka indray asaina jereny aza e!
73. fijo ( 15/02/2005 21:09)
sady nono anie hono maha ela velona ny fahitana azy e
74. pitchou ( 16/02/2005 19:09)
fijo ndray afaka manala akanjo ambony d mijery fitaratra d vita ka!
75. fijo ( 17/02/2005 00:14)
ny ahy fisaka ko
76. dadabe ( 17/02/2005 13:14)
la inona no fisaka le? :?:
77. Ramaso ( 17/02/2005 14:27)
ao n'en'i tantine fa nen'i tantine ngozangoza tsara ka!

Ny nonon'i fijo no fisaka ka!
78. pitchou ( 17/02/2005 19:15)
tssss! nen'i tantine tsy azonao jerena zany!
79. fijo ( 17/02/2005 23:55)
ka za nefa efa nahita an'i tantinendry zalahy nampinono
80. dadabe ( 18/02/2005 03:50)
zany ve le?de nanao ahoana lty? :}
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6712