MANAO METIMETY
105. poupounesana
(
20/03/2005 07:13)
d mba valio ny oroky ny oll ry fijo ah! mitady tsy hahalala ny mety fijo zany han
106. pitchou
(
21/03/2005 18:14)
ary aza miafina any ambadika any fa aleo eto mba ho hitanay e! ao fa zahay mpitehaka! =D>
108. xxx
(
29/03/2005 13:25)
mianjy lé bizzouu zay ô!!!
f'lé izy nge ry reto na manao metimety kokoa noho ny isanandro aza enao,tsy zay ny essentiel satri ny olontinao il t'aime com tu es, ra tena tia anao izy. F'lé izy fotsn oe pr se faire plaisir d mba mipôzipôzy e!!! sa aôna ozy nareo?

109. poupounesana
(
29/03/2005 14:23)
zay mitsy eh! tsy refa hanao fotoana aminy ihany no manao mety2 fa n'aizan'aiza aleha na mijanona ao antrano aza!ka ny dikany zay manko @ zay d hoe enao na zà mitsy no mety2 eh!
112. pitchou
(
30/03/2005 18:40)
tsssssss! makany @ mpanao volo aloha, d inn no tsara kokoa maxi sa mini? orange?
114. Touty
(
31/03/2005 11:07)
Zao za vô mba iresaka ato. Slt dôly alou nareo e!!!
Lé fanôvana metimety nge tsy misy ftônany f'na atoandro na al ref t ho à l'aise enao d mbô mipôzipôzy e!
Lé fanôvana metimety nge tsy misy ftônany f'na atoandro na al ref t ho à l'aise enao d mbô mipôzipôzy e!
115. pitchou
(
31/03/2005 20:01)
zà ve rangah mbô manontany d lazain\'i fijo fa manondrana ! valio alou le fanontaniana ary e!
116. poupounesana
(
02/04/2005 07:27)
pitchou tsy votery manakany @mpanao volo kah!
d ny hanaovana d zay farany zay maivana (sady tsy mini no sy maxi fa linzerie hihihi)
fijo, d valio marina klou le fanontaniana eh
d ny hanaovana d zay farany zay maivana (sady tsy mini no sy maxi fa linzerie hihihi)
fijo, d valio marina klou le fanontaniana eh
117. pitchou
(
02/04/2005 17:06)
poupoun> ka ny linzeri koa ange misy maxi sy minie! misy sorta kounkou!
fijo, mbola miandry valiny zahay e!
fijo, mbola miandry valiny zahay e!
118. poupounesana
(
03/04/2005 17:30)
ie! d ny nuizety koa otsan'zany (misy maxi d misy mini)
fa le roulo klou aza asina eh! so maratra eo rangah ka tsy ahita tory eo! :-D :-D
d i fijo kosa rangah miafina ah! sa mbola varina @le bizoub! tandremo so sempotra ao eh
fa le roulo klou aza asina eh! so maratra eo rangah ka tsy ahita tory eo! :-D :-D
d i fijo kosa rangah miafina ah! sa mbola varina @le bizoub! tandremo so sempotra ao eh
119. pitchou
(
03/04/2005 19:04)
@zao andro zao ve akia ry poupoun d mbola hisy hampiasa roulo ihany tsy loza?
120. xxx
(
06/04/2005 13:11)
Kou manin moa? Ny lamôdy @zao nge ny akabezany tô lé zvt talou reny dôly no miverina e!