MANAO METIMETY
86. pitchou
(
21/02/2005 20:09)
izy v ry karetsaka d tokony mbola hinono fa tsssss! ary tena mbola tsy misara-nono @ neniny tokoa angamba ity karetsaka ity ka! mba aoka izay!
88. Ramaso
(
23/02/2005 06:12)
nono io lety e!
ny sipa kao tsy mahafoy minono na tsy vadiny aza fa sipa fotsiny
ny sipa kao tsy mahafoy minono na tsy vadiny aza fa sipa fotsiny
92. pitchou
(
25/02/2005 20:54)
enao ity ramaso d mahakivy mihitsy ka! marina moa! ary ho halaviriko enao raha izany fa mahamenatr'olona! iza tao an-tranonareo ndray zao no hitanao nanao an'izany?
95. pitchou
(
06/03/2005 20:00)
@zay kou le fijo d tsy mba mananatra akory!
karetsaka> mba tapeno ny masony e!
karetsaka> mba tapeno ny masony e!
99. fasaly
(
11/03/2005 16:02)
izaho aloha raha manao metimety dia ho ahy ihany iny alony voalohany indrindra ho marika ny fanajàna ny tenako ihany, fa raha hanao fotoana ami'ny olona n'iza n'iza dia mbola ho fanajàko an'ilay olona hifanao fotoana amiko ihany no hanaovako metimety, tonga amilay fiteny hoe hajao aloha ny tenanao mba hanajan'olona anao, ary hitako fa tena marina ilay izy ko! sady mahafinaritra anie ilay manao metimety e!