MANAO METIMETY
42. kinaoly
(
02/02/2005 16:08)
mihanta> hita wa le mbola midégouline rano iny (njinja refa mbola lena kou ny volo) de le maka serviette sady mijery fitaratsa :twisted:
43. poupounesana
(
02/02/2005 16:15)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
ny sipa milay foana akia kinaoly ah :wink:
ny sipa milay foana akia kinaoly ah :wink:
48. fijo
(
03/02/2005 00:13)
mihanta io ary le resaka sipa lena.ny sipa wa le lena iny tena tsara be
49. poupounesana
(
03/02/2005 06:20)
karets ah,ngah enao ahita nininn ao ny fitaratry ny douche ange no tena lena refa misy mandro ao satria misy buée! :-D :-D :-D
56. poupounesana
(
09/02/2005 14:53)
d maninn ary ny oll rehetra no tys miboridana mandeha eny andalana rah izany ry fijo
57. pitchou
(
09/02/2005 18:54)
manomboka @ karetsaka sy fijo zavaboarin'Andriamanitra mba ilaina ankafizin'ny olona!
58. ikaretsaka
(
09/02/2005 19:44)
poupou> satria misy fotoanany ny zavatra rehetra!
ohatran'ny heo tsy te hihinankanina ianao rehefa voky,, ba tsy mipipi ianao rehefa te hipipi.. de tsy te hiboridana ianao rehefa tsy te...
ohatran'ny heo tsy te hihinankanina ianao rehefa voky,, ba tsy mipipi ianao rehefa te hipipi.. de tsy te hiboridana ianao rehefa tsy te...
59. fijo
(
09/02/2005 22:40)
sady izao koa e.eny an dalana miakanjo eny amorondrano manao silipo de bain
60. pitchou
(
10/02/2005 19:58)
karetsaka> maso no nolazaiko alou tery ambony tery fa tsy macho! samihafa ary tena mifanalavitra izany