olana kely!!!!!

1. ainaheri ( 26/01/2005 08:15)
Mba misy teny kely atsipy ity asa ireo mpikambana sasany mba voan\'izay fa
matetika aho no sendra ps n\'olonkafa
ra sendra hanokatra ny ahy !!
Ary ny mahagaga dia ny ahy koa misy mampiasa ka ny manahirana dia misy manova ny mombamoba ahy tsy haiko na efa fantatr\'ireo tompon\'andraikittra na aona fa tokony jerena akaiky ny vahaolana ra azo atao
saotra betsaka @ fiarahamiasa!!
novalian'i nalafe008 ny 01/04/2005 12:25
2. kitjo ( 26/01/2005 08:21)
gravy ndray zany
sao d manome link olona?
za efa tratra manko ndray mande,....miresaka @yahoo ohatra d manome link forum serasera nefa connecte. d refa mi click le olona d voasokany ny ps-nao....na @manaraka aza efa deconnecte d mbola voasokany foana
3. chipie1 ( 26/01/2005 08:27)
oups gravy zany! :evil:
za aloha tsy mbola tratra
4. kavitra ( 26/01/2005 08:36)
ny fahaolana dia aza tratrany ihany
5. hery ( 26/01/2005 08:43)
Hmmm mahagaga ahy izany
- tsy eritreritra mandalo aloha izany :-) ka napetrako ato.
hojereko hoe iza i ainaheri dia hojereko hoe avy aiza avy ny ip nampiasa an\'io ps io... hita mantsy raha olona hafa tokoa no niditra dia niova ny ip.
Dia ho hita koa hoe iza ilay olona nampiasa (raha namana ihany izy dia voatahiry ny ip-ny) dia ho hita eo ny tohiny
6. hery ( 26/01/2005 09:01)
kitjo> hmmm zavatra gravy ange zany e. trou de sécurité goavana. raha vao en ligne enao dia omeo lien hoe aho anandramana an\'izany?

ainaheri> tohizako en pv aminao ity resaka ity fa misy zavatra tsy mazava amiko.
7. sipagasy ( 26/01/2005 09:20)
Mazotoa ary hery ann, kanja be injay izany izao hamaha olana!! :-*
8. hery ( 26/01/2005 09:31)
faly ery sipagasy :-)
9. bichette ( 26/01/2005 09:52)
tana zavatra vaovao amiko indray izay, hitandrina aho sao dia tratra. Merci hery manao ny necessaire. :-*
10. fanja1 ( 26/01/2005 12:51)
hery tsy ainahery rery ihany fa omaly kou za nahazo hafatra momba an\'io fa nasaiko namela hafatra aminao izy satria hitany daholo zay momba² ny manokatra namana rehetra! tena grave raha izany!
11. cutie ( 26/01/2005 13:03)
hery a.
Io no efa nolaziko @ hery we , misy pble ny ny login. Tsy maintsy miverina mampiditra login isaky ny miova page.
Za kou de voan\'io ohtran\'ny ainahery io mihitsy.
Za alou tsy namaky ny haftran\'ny sasany e . lolllllllll.
Fa tsy haiko ze mamaky ny ahy . :)
12. hery ( 26/01/2005 13:30)
tsy mitovy le nolazain\'i ainaheri sy i cutie kah. Ny an\'i cutie hoe tsy maintsy mampiditra login. Sa mitovy koa?
Ilay hoe imbetsaka mampiditra login dia mbola azo ihafiana hatramin\'izao satria eo am-panavaozana ny serasera ka tsy mitovy ny fomba isaky ny site... fa ho vita tsy ho ela.

Ny an\'i ainaheri mbola tsy mazava amiko hoe nahoana... fa tahaka ny nolazaiko tamin\'i sipagasy hoe raha mitranga io dia raiso ny daty sy ny ora dia teneno hoe t@ ordinateur taiza (antrano sa birao sa cybercafé) dia azo arahana tsara raha mitombona. Izaho anisan\'ny mpiditra isan\'ora eto fa tsy mbola sendra an\'io mantsy.
13. cutie ( 26/01/2005 13:48)
hery
mitovy mihitsy ny anay ka. Misy miditra ao @ login-ko de za kou tafiditra any @ login\'ny sasany.
14. naivoidealy ( 28/01/2005 15:54)
Za aloa mbola tsy tratra e!Mitandrema ihany fa betsaka ireo tsy maty voalavo an-kibo
15. booboo ( 03/02/2005 14:29)
euh... zà irery ve no tsy mety mahita ny hevitra hatrizay misy isaka ny lohahevitra sy ny sujet ?
16. sechat ( 03/02/2005 14:45)
booboo> za koa kah, fa efa niverina izy zao. :°)
17. ikaretsaka ( 03/02/2005 14:56)
:-*
18. nalafe008 ( 01/04/2005 12:25)
mbola tsy manana problème aloha satria mbola vaovao aho .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0458