anti-mola
1. isrine
(
24/01/2005 13:46)
aminareo lehilahy no angalana hevitra hoe inona no teny mendrika sy mihaja havaly ireny anti-mola ireny?
novalian'i deghany ny 21/09/2005 10:48
2. ainaheri
(
24/01/2005 15:03)
ramaso :roll: !!
Teny tsotra no atao azy ry isrine aa< ataovy hoe otrany raiko no itondrako anao ary ataovy
otran\'ny zanakao vavy matoa aho> ka ra tsy tonga saina @zay d asaivo mankany @ psy
Zay fa mazotoeeeee!!
Teny tsotra no atao azy ry isrine aa< ataovy hoe otrany raiko no itondrako anao ary ataovy
otran\'ny zanakao vavy matoa aho> ka ra tsy tonga saina @zay d asaivo mankany @ psy
Zay fa mazotoeeeee!!
3. maditra
(
24/01/2005 15:46)
Aza tohizana ny resany fa antsoy tonton izy na dadabe! tsy tantiny ireny.
4. chuan
(
24/01/2005 15:49)
raha mineure le joba kitihiny de azo toriana izy am`zay ! raha efa ampy taona ndray kosa , de ignorer-na otran`ny ola tsy tiana fotsinn izy na mi-insiste aza satria zony kou nge ny mikoty fa enao tsy votery hanaiky e ! Misy iany manaiky nefa satria tambazany saosy ! dia hitanao am`zany fa miankina am`cas ny ola tsirairay io !
5. sariaka
(
24/01/2005 17:03)
De lazao fotsiny hoe, mba manaja tena rangahibe fa efa lehibe a.Tsy azo atao ny de manaiky ireny tolotolotra ireny fa kankana anjonoana ireny indraindray a sa ahoana?
6. kavitra
(
24/01/2005 17:17)
:twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: (l) (l) (l) (l) (l) (l) :* mba manana alala hitiko izy
7. vegas
(
24/01/2005 19:03)
tinao nga nefa izy no toa mitady teny mihaja sy mendrika enao? teneno zé teny tinao aloaky ny vavanao dé basta. Tsy fanajany anao koa nge ny fikôtiny anao ra oatra ka tena efa antitra be izy e.
8. ikaretsaka
(
24/01/2005 19:48)
jereo ihany aoha hoe sao ianao kao no nanao izay nahataitaitra ny fahanterany tao ka tsy hay tsy hay!
ny hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha
ny hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha
20. mihanta
(
26/01/2005 14:17)
ramaso hihihi,refa anti môla tsy afaka midôla.d asaina mikrosy alou jerena ny tanjany :-D