anti-mola

81. Dezy ( 25/02/2005 14:50)
za kalongany mbola tsy nanadrana fa tany tamaga no nandrenesako a'io eee
82. cutie ( 26/02/2005 00:11)
in kou ty shuttttttttttttttttt ty fijo??
83. Dezy ( 26/02/2005 00:56)
ka mba tsy te hiteny izy kou njy kou ,asa klou zay ao an-tsainy e :-D :-D :-D
84. cutie ( 26/02/2005 01:04)
hihi Dezy
Za alou tsy tian'le fitsa na afangaro ronono aza e. lolllllllllllllllll
85. Dezy ( 26/02/2005 10:57)
tsy manadrana kory njy ts'inn de miteny we tsy tia , :-P
86. cutie ( 26/02/2005 18:18)
tsy te hanandrana aza ny metimety kokoa e. Dezy . :-D
87. fijo ( 01/03/2005 21:46)
cutie handramo fa milay.
88. cutie ( 01/03/2005 22:13)
efa nanandrana anga i fijo?
Za wa tsy tia fitsa sady @ zay mbola afangaro ronono zany kou , tsy vao maika loza . :-D
89. poupounesana ( 05/03/2005 14:57)
hihihihihi!
90. fijo ( 09/03/2005 21:42)
cutie milay io wa
91. cutie ( 10/03/2005 14:44)
tsssssssssss fijo
92. fijo ( 10/03/2005 22:33)
kozy e .tsy tantely tondrahana ronono fa sahala aminy ka
93. cutie ( 11/03/2005 12:49)
hihihi fijo :*
94. dadabe ( 11/03/2005 17:45)
cutie sy fijo>raikitra ireto kle ,tena ao zany
95. fijo ( 16/03/2005 23:47)
cutie za izany hanao tantely de ndry ronono sa.
96. cutie ( 17/03/2005 13:09)
:-D :-D :-D fijo
97. xxx ( 17/09/2005 00:59)
nataoko fa vehivavy ilay anti-maola. Ary raha io dia atao ahôna kay?
98. palince ( 19/09/2005 14:30)
aza omena tsiny izy raha anti-mola fa mbola mijajika izy izany.
99. deghany ( 21/09/2005 10:48)
ieee!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4873