anti-mola

41. fijo ( 03/02/2005 00:15)
nampalahelo kosa lery e.nefa kosa maty nahazo tsirony ka tsy koi
42. ikaretsaka ( 03/02/2005 01:44)
maty teo am-perin'asa izany ko!
43. sechat ( 03/02/2005 15:54)
matin'ny hadalany hoe. otranle kadradraka matin-dronono :-D :-D
44. chipie1 ( 03/02/2005 16:05)
:-D
45. fijo ( 04/02/2005 01:24)
maty nanao adidy e.izany ka tena izy an.
46. fijo ( 04/02/2005 05:42)
ny sipa ve manome tsiny le
47. kinaoly ( 04/02/2005 10:49)
zay le fitiavana famakiloha :^)
48. fijo ( 08/02/2005 21:29)
hi hi hi marina koa izay
49. xxx ( 09/02/2005 14:07)
Tsy mifidy taona ny fitiavana fa na zato taona aza
afaka mifankatia @ 19 taona, rehefa mifanaraka INONA
NY OLANA
50. fijo ( 09/02/2005 22:41)
ny olana dia ianao tsy sahy miseo
51. kinaoly ( 10/02/2005 10:54)
xxx ka ny ainax anex no tsy maharakax e de aveou maty any anelakelantsanou =))
52. fijo ( 10/02/2005 23:33)
izay
53. Ramaso ( 12/02/2005 07:16)
rehefa mahataty de reveso fona papa a...
refa naty de alevina
54. poupounesana ( 12/02/2005 11:07)
=)) =)) =)) =)) =))
55. ikaretsaka ( 12/02/2005 14:36)
ko atao inona kosa rehefa maty le..
56. fijo ( 15/02/2005 21:14)
poupou izany toa
57. fijo ( 15/02/2005 21:14)
poupou izany toa mila hatory sahady
58. dadabe ( 17/02/2005 10:40)
kiiiiiii voa indray izahay kle
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 27-01-2005 01:59:26
Lohateny : Val : anti-mola
oadray... misy manao hoe io ohatran'y fintsa.. plis izy le antitra sy miketroketrona ireny... plus izy mamy!

merci zandry e
:idea:
59. Dezy ( 17/02/2005 11:38)
aza manao mola zany dadabe fa aleo milona fotsiny an,ny fitsa mantsy mora tapaka ihany ra ratsy fonony e ,aleo mitandrina "aleo minakely tsaratsara toa zay be fandrapaka de kenda e " :-P :-D :-D :-$
60. dadabe ( 17/02/2005 13:11)
Dezy >lol 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2327