anti-mola
21. isrine
(
26/01/2005 19:23)
hihihi...
ianareo lehilahy manko tsy sendra ny hadalan\'ny lehilahy matetika.
Hoatr\'ahy dia efa naolazaiko izay teny hitako fa mety e: ireo nolazainareo rehetra ireo dia efa voalazan\'ny vavako daholo. Fa ialana tsiny kosa tsy hanome azy izay ilainy mihitsy ny aty, na ho mola maty eo aza izy.
Noheveriko fa misy teny hafa azo omena azy ireny anie e.
Ho tadidinareo tsara ireo ry lehilahy isany rehefa antitra ianareo. hahaha.....;
ianareo lehilahy manko tsy sendra ny hadalan\'ny lehilahy matetika.
Hoatr\'ahy dia efa naolazaiko izay teny hitako fa mety e: ireo nolazainareo rehetra ireo dia efa voalazan\'ny vavako daholo. Fa ialana tsiny kosa tsy hanome azy izay ilainy mihitsy ny aty, na ho mola maty eo aza izy.
Noheveriko fa misy teny hafa azo omena azy ireny anie e.
Ho tadidinareo tsara ireo ry lehilahy isany rehefa antitra ianareo. hahaha.....;
22. vegas
(
26/01/2005 19:51)
isrine> aaann! aza mapataotra ka. D tsy hisy sipa hanaiky anay tsony ve zany refa antitra zahay? Veleso ny vy dieny mbola mafana ry zalahy an. Ailikiliky ny sipa tsika refa antitsa hono zany. Mihevitra an\' ilékoto tsy hijoro tsara tsony ngamba reto ô?
23. ikaretsaka
(
26/01/2005 22:41)
raha za lo ny sipa ka misy antitra molamola amiko de io adin-dramaso io no ataoko e.. raha mahavita azy izy de milay.. raha tsy mahavita izy akoraiko tsara mihitsy
saingy bandy za ...
saingy bandy za ...
25. ikaretsaka
(
26/01/2005 22:59)
oadray... misy manao hoe io ohatran\'y fintsa.. plis izy le antitra sy miketroketrona ireny... plus izy mamy!
26. fijo
(
26/01/2005 23:12)
isrine teo ambanidia teo nisy rangahy izay 75 ans izy ny sipany 19.ary mbola hentin\'i lery eny amin\'ny restogasy matetika.
27. kinaoly
(
27/01/2005 11:26)
ramaso, fijo> sao accusé de meurtre eo le sipa aveo we nanao arrêt cardiak tampoka i bainn :-D
ika> là zany tia fintsa ?
ika> là zany tia fintsa ?
28. fijo
(
27/01/2005 23:34)
kinaoly ary tena izay no nitranga.maty teo ambony lery ny farany,dia ny vadiny no naka azy teny
30. poupounesana
(
01/02/2005 08:27)
f'angah lery nanana yacht sy villa b sy compte any suisse ry fijo no nahazo sipa 19ans
31. sechat
(
01/02/2005 14:04)
poupounesana> na nety nisy an'izany aza tô tsy tafa raha izà kou :-D :-D :-D Afa-tsy hoe nga za mahazo anle villa sns... de izy sy bebenay no miaraka :roll:
32. ikaretsaka
(
01/02/2005 14:17)
andraaay> aza ampidirina @ resakareo kosa i bebenareo le.. aleo izy hipetraka tsara hihaino radio ao @ salon
34. sechat
(
01/02/2005 14:43)
xxx> kou raha sendra mba tara aminy kosa ve bebeanay inona no olana? izy mitady sipa, bebeanay tia anazy, za mahazo villa ... Tsy hitako tsony ze pb :-D
35. fijo
(
01/02/2005 21:21)
poupou lery aloha nanambola be e.ary ny sipany dia ireny ankizy kely ireny foana.
37. chipie1
(
02/02/2005 12:05)
zany no aina hono ka ny v. no antanina afo , zay mou le fiteny ry mihanta sy kinaoly ? :-D :-D
40. kinaoly
(
02/02/2005 16:11)
chipie1, mihanta : hita f'izany mintsy kou, zay zany le we maty eo ampanompona fanana :-D