propriété privée

1. rainiboto ( 29/01/2005 02:51)
Raha izao ny fandehany ry zareo dia toa angamba ho lasan-dRa8 daholo i Madagasikara iray manontolo.
Aza gaga any aoriana any raha tonga any Dago ianao ka hoe vao eo Ivato dia mahita soratra hoe \"propriété privée\".
novalian'i Ramaso ny 06/02/2005 00:19
2. kavitra ( 29/01/2005 12:32)
hanakarena daholo izay rehetra mahatra mahareta kely fotsimy
3. lo ( 29/01/2005 14:21)
fa inn avy alou le efa lasany e ?! :)
4. rainiboto ( 29/01/2005 15:16)
Ny efa lasany eo ihany (be dia be tsy ho voatanisako!!), fa ny olon-kafa sakanany @ fomba \"machiavelique\" tsy avelany manao (raha concurents aminy) no tena maharikoriko.
5. majakely ( 29/01/2005 15:39)
mba tanisao kely na dia sombisombiny ny zavatra lasany izany satria efa ela izahay no tsy tany dago e :D
6. kabatritra ( 29/01/2005 22:34)
Sao dia mampihatra ny lalànan\'ny tolotra sy ny tinady izy ka resy ireo mpifaninana amin\'ny tiko.
Ny fantatro dia sady mahay mamboatra izy no mahay mivarotra ihany koa. Misy indray anefa karazan\'olona sady tsy mahay mamboatra no tsy mahay mivarotra fa manao bodongerona mangalatra fotsiny.
7. fatsoraly ( 30/01/2005 02:15)
rainiboto> izaho koa aloha dia efa ela no nanipy an\'io hevitra io teto e!
Inona ary no atao? Ny manorisory mantsy rehefa mi-critiquer sy milaza ny fahamarinana ianao dia lazaina fa pro-Zafy & Ratsiraka & Rajaonarivelo.
Halako ireo olona ireo ary tsy momba azy aho fa raha izao no mitohy dia propriete privee araka ny voalazanao i Madagasikara atsy ho atsy!!!

Raha mijoro amin\'ny fahamarinana sy fahamasinana ny mpitondra dia tsy tokony mamahan-dalitra sy mamitaka ny vahoaka.
Ohatra: Ny zanany dradradradrainy fa \"nahavita\" fianarana teto Allemagne iny. Iza no afaka manaporofo fa marina izany? Sao dia hanala baraka izay rehetra TENA NIANATRA teto?

kabatritra> raha tena mahay izy dia avelao hisy fifaninanana fa aza sakanana ny mpifaninana dia ho hita eo hoe iza marina no tena mahay!!!

Ny lalana vita ve tena mba fitiavana hanao lalana sa te ahazo marche-am-panjakana fotsiny? Nankaiza avokoa ireny lalana ireny taorianan\'ny orana?

raoplianim-panjakana ve no entina \"manenji-body\" any Bulgarie dia inona no fahaizana amin\'izany? Fa angaha koa iny propriete privee? Maninona raha itateram-bary avy any Thailande toy ny 4x4 an\'ny solombavam-bahoaka?
8. ikaretsaka ( 30/01/2005 02:45)
mahagaga ahy tokoa io resaka lalana io letsy.. naninona raha tsy ny evacuation ana rano maloto aloha no natao voalohany fa zao ny lalana amboarina ihany nefa ny rano manimba azy ihany!
9. ikaretsaka ( 30/01/2005 02:46)
indrindra @ zao orana izao..
tratran\'ny orana le lalana dia sanatria ohatran\'ny taratasy fa dia mitsomaka aby ndray de lasa ohatran\'ny asa atalata hoe miasa maina fotsiny
10. fatsoraly ( 30/01/2005 03:12)
lo & majakely> ao @ lohahevitra hafa ao izao nisy nanoratra ohatra momba an\'ilay panneau publicitaire saika nataon\'i Andry Rajoelina ... saingy nisy namafa ilay hafatra ka tsy afaka hitanisa na inona na inona ny olona fa sokafy ny maso dia mahita :roll: hahaha
11. fatsoraly ( 30/01/2005 03:21)
ao @ ilay hoe empire tiko kay ilay izy fa diso fijery aho, ary tsy nisy namafa ilay hafatra fa azafady.
Miala tsiny @ mpikarakara ny serasera.
12. ikaretsaka ( 30/01/2005 03:39)
tsy mijery tsara indray an :wink:
13. ainaheri ( 30/01/2005 11:54)
Za alo d manomboka leo azy sy ny Gov ny ee
aiza ka ny fahantran\'ny vahoka aza tsy hainao zay atao azy ko ny efa manan\'asa ny mba hamelomany ny vady amanjanany ndray no kitikitihanao sao NDRAY HONO RAHA IVOAKA ZAY ARAKA NY DIDY NAVOAKAN\'NY PM
Nefa ny 70% ny saofera ao Dago tsy nahavita fianarana doli fa any sisa ny farany ahitana asa ny manana diplaoma aza tsy mahita ko rarin\'izy ra ijanona antenantenany!!
ZAO RA MISY NY FITSAPANKEVIBAHOAKA HOE MBOLA TIA ANDRA8 ZARA IO RA AHAZO 20%!!
14. ainaheri ( 30/01/2005 12:26)
O RY gasy malalako oo ny lalana vita anie ka
marchen-dra8 io nga tsy fantatrareo fa manana
entreprise izy momban\'io @ lalana mivoaka an\'
i Tamatave iny d forcény amboariny doli ny lalana d ny ol tsy mahalala d we nahavita izy nefa tsy zany fa nahazo vola ny Entre/se ny ny interet no tadiaviny ra tena manao izy tokony esoriny reny dobondrano isaky ny misy oran\'ireny!!!
15. fatsoraly ( 31/01/2005 01:49)
mbola ho avy indray koa ity ny $$$ be ka ho propriete privee an\'iza koa? Hitako ary no manana action ao @ phoenix ilay nividy an\'i solitany malagasy ny groupe tiko arakilay resaka atsy ambadika atsy.

mbola voagejan\'ny baque mondiale sy ny vahiny ny baolina sa mbola manomana terrain? raha tsy ho an\'ny gasy rehetra ny harem-pirenena fa ho an\'olom-bitsy aleo tsy misy.
http://www.smh.com.au/news/Business/Bonds-role-in-huge-oil-find-uncertain/2005/01/24/1106415526973.html?onfiltered=true



.
16. damaopa ( 31/01/2005 05:19)
ary mba nanjavona aiza marina hoy aho ilay BMW 4x4 vaovao avy any Allemagne ilay hoe tsy nisy tompony tao amin\'ny port tamatave iny? possible ve izany hoe tsy misy tompony izany araka ny hevitrareo? mahagaga mantsy fa toa nangingina ho azy iny resaka iny.

ny ao amin\'ny port mihitsy no anjakazakan\'ny sasany raha jerena koa ilay concurrence déloyale ao amin\'ny gazety midi androany. http://www.midi-madagasikara.mg/textes/ec050131.htm#eco1 80 containers be izao ve dia ho sahy an\'izany izay mandefa azy raha tsy ao raha!
mba TB izany legona.
17. fatsoraly ( 31/01/2005 22:18)
ainaheri> tsy fantatro hoe source taiza no nahenoanao an'io aloha
fa raha tsimaintsy manana Bacc ny saofera dia tokony tsimaintsy manana maitrise ny solombavam-bahoaka, ary tsimaintsy manana doctorat ny filoha sy minisitra rehetra.
izay ny hevitro. tsarovy anefa fa na firenena manankarena afaka mampianatra ny tanora ao aminy aza tsy mitaky an'io Bacc io, ary maro ny saofera tsy manana Bacc any.
18. mandrindra ( 01/02/2005 14:41)
Raha mahita bilao tsakoina aza :lol:
Mety ho mora noho ny vary sy hena aloha e :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2097