Ezaka farany.Misaotra

1. mandrikana ( 28/01/2005 06:49)
Lasa faharoa ny croisiere AM fa tokony mbola hanao ezaka isika satria ny 28 janvier tsy fantatro na inclus na tsia.
-Clique et souris ! de l\'EDHEC
10.8% ( 2936 voix sur 27197 )
-Croisière AM de l\'ENSAM
9.49% ( 2581 voix sur 27197 )
-TGEA 2005 de SUPAERO
8.37% ( 2277 voix sur 27197
Tohizo ny ezaka fa niakatra 400 pts ny croisiere AM tao anaty ny roa andro


http://unilog-awards.ath.cx/les_votes.php />
novalian'i jentilisa ny 26/02/2005 15:34
2. bebe ( 28/01/2005 07:18)
o rey mandrikana! inona ny ifandraisan\'izany amin\'ny politika? sao lasan\'ny mpisetrasetra politika ny tetikasa kinasanareo ry lekely ity fa mba maodimaody ihany marina. nefa kely vola io ka angamba mety tsy dia manaitra azy lotra ;-)
3. naivoidealy ( 28/01/2005 15:56)
Marina ny an\'i bebe kanefa mitandrema ihany fa mbola maro ireo tsy maty voalavo ankibo amin\'izao fotoana izao.
4. jentilisa ( 26/02/2005 15:34)
f'inona ity? 8-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2148