Lasa faharoa ny croisiere AM fa tokony mbola hanao ezaka isika satria ny 28 janvier tsy fantatro na inclus na tsia.
-Clique et souris ! de l\'EDHEC
10.8% ( 2936 voix sur 27197 )
-Croisière AM de l\'ENSAM
9.49% ( 2581 voix sur 27197 )
-TGEA 2005 de SUPAERO
8.37% ( 2277 voix sur 27197
Tohizo ny ezaka fa niakatra 400 pts ny croisiere AM tao anaty ny roa andro
o rey mandrikana! inona ny ifandraisan\'izany amin\'ny politika? sao lasan\'ny mpisetrasetra politika ny tetikasa kinasanareo ry lekely ity fa mba maodimaody ihany marina. nefa kely vola io ka angamba mety tsy dia manaitra azy lotra ;-)