mofo maina

1. lanto ( 27/01/2005 07:28)
Inona daholo no azo atao ny mofo maina ? (ankoatry ny ariana :) )
novalian'i booboo ny 30/01/2005 17:54
2. nikopol ( 27/01/2005 09:35)
pain perdu
chapelura
fanaovana sesika afangaro aminy jambon na zavatra hafa

Omena ny voramailala
:lol:
3. kinaoly ( 27/01/2005 11:27)
pudding à la canelle :-P miam miam
4. booboo ( 27/01/2005 11:28)
omena ny vitsika sy ny vorona kely kounkou :-P
5. lanto ( 27/01/2005 14:39)
le fanaovana azy zareo a!
boooboo> iny haiko
6. tsiperifery ( 27/01/2005 15:29)
Halona anaty dite na kafe be siramamy de mivonto be sady matsiro !!. Rarahana caramel avy eo ambony mainka koa giravy ny hafitsony :D
7. ikaretsaka ( 27/01/2005 16:25)
mofo inona io aloha? mofosakay sa makasoka sa mofo gasy sa ramanonaka sa mofo mangahazo? :^)
8. booboo ( 27/01/2005 16:31)
mofo dipaina
9. bichette ( 27/01/2005 16:47)
azo atao canapé koa, atao tsara tetika tsara dia somary avela ho raci kely na izy rehefa raci kely iny vao tetehina tranche amin\'ny couteau electrik dia asiana izay tiana eo amboniny
10. lanto ( 27/01/2005 18:22)
hihihi aleo omeko kanakana ihany ny ahy izany e ! izany hoe ny andro mangatsika de mahalana le mivoaka :p
11. ikaretsaka ( 27/01/2005 19:14)
lanto> tandremo ary sao mitombo ao ny kibo (propre sy figurEe io sens io)
potipoteho madinika alonay ao anaty ronono dia asio atody sy lafarinina kely dia \"bake\"-vo fa milay be
12. chipie1 ( 28/01/2005 12:08)
alona ao anaty rano le mofo iray farakeliny an! de poteho tsara de asivo thon (tsihifo le menaka fa manjary matavy be) de afaka asina haricot vert kely atao aingony , afangaro tsara de atao anaty lasitra na cake de atao ao anaty four , jerijereo tsara sao may an ! de hoanina mangatsika , hoanina aminy sauce bechamel ... de zay aloha no itako mety ankotrany ny pudding .
asio beurre kely le lasitra saika hadinoko hihihi
13. ravatorano ( 28/01/2005 14:58)
raha aty amin ny tanana aloha dia io lay lazain Ika ery ambony hoe hanaovana makasaoka.
mikarakara lafarinina ianao dia miaraka kapohina aminy ao ny tamavon ny atody dia asiana ronono kely ary siramamy dia izay parfum tedavinao.Ao tsara izy amin izay.
Fa raha ny anaovan i Kalolona azy eo Mitra indray ry lanto dia iny mofo maina iny ihany no tetehiny d atsobony ao anatin ny lafarinina misy siramamy efa voakapoka dia endasiny ka hanindroky mafana miaraka amin ny dité andry Beby d aoka fotsiny fa mafana tsara ny kibio kah sady mahazo hamamiana :wink:
14. booboo ( 28/01/2005 15:37)
chipie1>singana haricot vert iraika @ zay zôli ? :-P ..... :°) hihihihi
15. chipie1 ( 28/01/2005 16:01)
booboo> tsss,an3 koussa manjary tsy bôna bôna ka, somary andrahoina kely an ! :-D :-P
16. lanto ( 28/01/2005 13:35)
Misaotra izay rehetra namaly e :) Any injay alou ny ganagana :p
17. chipie1 ( 28/01/2005 21:32)
oups kay na haricots verts na thon fa tsy azo hatao miaraka :-D
18. booboo ( 29/01/2005 20:48)
hihihihihihi
19. ikaretsaka ( 29/01/2005 21:18)
ary mamosavy indray i booboo an :twisted:
20. booboo ( 30/01/2005 12:54)
:roll: ....beuh !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.242