aza kivy

1. poon ( 29/01/2005 00:35)
aza mba kivy izany @ fitiavana.
novalian'i pitchou ny 06/03/2005 18:07
2. poon ( 29/01/2005 00:39)
Dia mba manana finoana koa!
3. dadabe ( 29/01/2005 09:03)
(l) (l) marina ,kanefa rehefa mafy lotra ve tsssss mety ho kivy ihany kle
zany hoe tsy kivy izany amiko=mbola hiaritra mafy 2 koukou zany
4. mihanta ( 29/01/2005 10:31)
aza kivikivy foana fa mbola ho avy lay fotoana.
5. lo ( 29/01/2005 14:23)
aza kivy na malaina
sanatria izay hitaraina
matobe reo adidy miandry anao... :D :wink:
6. kabatritra ( 29/01/2005 22:36)
Inn ohatra ireo adidy maro be miandry an\'i lo ?
Mba ilazao sombitsombiny aho raha tsy mahadiso.
7. yonikafopl ( 29/01/2005 22:54)
aza kivy ry lalaina
mbola ho avy ilay maraina
hitondra fitia vaovao
hitondra tsiky ho anao :-* :-* :-*
8. cutie ( 30/01/2005 03:24)
sy hitondra fifaliana ary
fitiavana ho anao

ilay maraina vaovao
:* :-* :*
9. ikaretsaka ( 30/01/2005 03:31)
cutie> maraina vaovao fa avy nifoha nareo sy ramaso avy nijery cinema an :^) :-D
10. cutie ( 30/01/2005 03:35)
lolllllllllllll ikaretsaka
Tsy ampidirina eto kosa le resaka iny e.
Eto zavatra hafa mihitsy
Ary tsy voatery ho @ alina foana akory ny fijerena an\'le zavatra . lollllllllllllllllllllllllll
11. ikaretsaka ( 30/01/2005 03:37)
:-D :-D
iny indray no tsy hitako...
nareo 2 aloha hmmmm :-*
12. cutie ( 30/01/2005 03:43)
manin njay zahay ikaretsaka???
hummmmm hafahafa :*
13. ikaretsaka ( 30/01/2005 03:50)
mamofompofona \"firaisana\" tsikombakomba vinaninay zany :roll:
14. cutie ( 30/01/2005 03:55)
fa manin no atao vinany ??
fiainana daholo anie zany
Tsy \"izahay\" no ataoko we hafahafa io fa i ikaretsaka nanontany :? :? :?
15. ikaretsaka ( 30/01/2005 04:00)
:^) hay\" firaisana\" tena izy zany ny tao kooooooo
lollllll
16. cutie ( 30/01/2005 04:01)
lasa dodo @ zay za ikaretsaka fa byeeeeeeeeee :* :* :* :* :*
17. booboo ( 30/01/2005 13:13)
lo>tohizako ilay tonony e

na ho mora na ho mafy ny atao
( zà tsy anao :°) ... beso io a ! )
marobe reo adidy miandry anao
aza kivy na malaina
sanatria zay hitaraina
marobe reo adidy miandry anao
18. lanto ( 30/01/2005 10:00)
ary raha ato :p
19. mafitoto ( 30/01/2005 18:35)
de izao e! ny hakivina misy foana fa araka ny teny Anglisy dia ho izay ranamana izay hoe TAKE IT EASY ento mora e! de vita foana io ento ampitsikiana izay atao rehetra.
20. cutie ( 30/01/2005 19:11)
am-pitsikiana sy am-pitiavana mafitoto a.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6306