aza kivy
142. ikaretsaka
(
23/02/2005 01:08)
tantine sy dadabe.. aza mampiseho zava drasy ny ankizy fa ireny ange ny hiaarany de nareo ihany no voa eo e
148. pitchou
(
25/02/2005 18:08)
fijo> ndana enao raha handany andro @ olona otran'ireny fa zà tsy milaaaaa!d karetsaka asaina mikofesy any aminao!
149. fijo
(
28/02/2005 21:38)
aoka moa ry pitchou an.mamela ny helony hono fa notsofin'ny rivotra dia nivadika"le helo io en"
150. dadabe
(
02/03/2005 04:33)
hhhmmmmmmm fijo>alamino zandry fa mitady ho mafana izy izany a,ny aty manko mahatanty mahamay kle ,heheheh tairo fa izay tsy mahatanty miala ary e :twisted:
151. fijo
(
02/03/2005 23:06)
ka awa miady izany fa namana anie no ato e
mifanditra kely dia aoka izay
mifanditra kely dia aoka izay
152. pitchou
(
06/03/2005 18:07)
fijo> efa nikonfesy tany aminao v karetsaka e! fa aza ampandohalihana fotsiny izy sao mamingana mpandalo le tongotsa an!