aza kivy
102. ikaretsaka
(
09/02/2005 22:04)
tsy mety zay ry yonika fa tena lasa ceekzem de manimba society ndray an!
103. fijo
(
09/02/2005 23:24)
ka izao bandy misavika sipa revy ,
bandy misavika bandy tolona.ka io no tsy tianay.
bandy misavika bandy tolona.ka io no tsy tianay.
104. pitchou
(
10/02/2005 11:31)
ika> d mba mifampi pfffff ary nareo e! hihihihihi! na raha tsy tianao izy misavika d ataovy antsengiry! =)) =)) =)) d mbola tsy mety ihany ve?
109. ikaretsaka
(
10/02/2005 22:30)
zavatra tsotra no izany aza mampisawal people be ko maika fa zany.. enao marina..
ny ankamaroan'ny gasy eto ange mbola tery saina ry pitchou e
ny ankamaroan'ny gasy eto ange mbola tery saina ry pitchou e
110. pitchou
(
11/02/2005 11:03)
d raha misy misawal d tenenina we tonton-ny enao ka! sady tonton be sandry! o^o
113. pitchou
(
15/02/2005 07:48)
ka fijo laozan'i fijo manjavona d tsy naharaka kou! matahotra hono i karetsaka sao misy misawal ny pipl
116. pitchou
(
16/02/2005 17:33)
gay! ento aho rey tongotra hitsoaka lavitra any! dadabe efa lany henatra sy maty eritreritra ity!
119. fijo
(
18/02/2005 00:02)
izay no maha dadabe azy ko.antitra mampiady kalo io ka ny antitra antitra ihany
120. dadabe
(
18/02/2005 02:57)
izany anie hoa e,hay mba misy olona misaina ihany eto antany le(eto @serasera) 8O :roll: