aza kivy

121. pitchou ( 18/02/2005 03:42)
fijo> asanao na hisary gaigy aminy enao! fa aza manilika aty fotsiny fa tsy milay e!
122. dadabe ( 18/02/2005 07:56)
fa inona mihitsy no tsy hitiavandry ahy ry pitchou a,zah tsy gaigy zany ,rehefa tsy mahatanty de mangina :evil:
123. mumu ( 18/02/2005 18:30)
mafana ato zany klé!!
tezitra atramin'ny dadabe!!kalma fotsiny e!

124. Ramaso ( 18/02/2005 18:32)
tonjatonjay ao maitresse an
125. pitchou ( 18/02/2005 18:36)
dadabe> tsy namanao aho sanatria na mitovy aminao noho izany tsy aza manao resaka alika amiko! ny namanao sy ny bavinao ihany no tokony hanaovanao an'izany!
126. pitchou ( 18/02/2005 18:40)
mumu> asa ndry fa zà tsy mi-supporte olona tsy namako tsy fantatro ery ko miseho hanao toetra tsy vanona sy manonononona ahy!
127. mumu ( 18/02/2005 18:45)
pitchou atraty io ka!
ramaso misy voninkazo tondrahana nga ato?
128. Ramaso ( 18/02/2005 18:55)
ieeeeee..
129. pitchou ( 18/02/2005 20:08)
ndryyyyy! hay ve ramaso tia voninkazo e!
130. Ramaso ( 20/02/2005 06:07)
ie.. le mavokely lenalena ireny.. tiakooooooo
131. dadabe ( 20/02/2005 06:50)
pitchou>mba lazao ahy hoe inona no toetra tsy vanona nataoko taminao?
ary hoy ianao hoe manao resaka alika? mba omeo kely hoe azafady "oviana de inona le izy "sa dia tena faniriana ny te hiady tsotra izao?
ianao milaza fa zah(ianao)tsy mi supporte olona tsy namako,fa angaha nisy nangataka support tany aminao mou teo?zah mba mangataka anao a,atsaharo kely ity vava sao lahy ka hanenenana,ary tsy zazakely ohatranao aho ka hanaovanao taimbava tahaka izany ,espece de con :evil:
132. ikaretsaka ( 20/02/2005 15:01)
wow! :!: :roll:
mifanaraha alona nareo ka!
133. mumu ( 20/02/2005 18:21)
tezitsa mafy dadabe klé!!
Tsiky de ampy mou e!!
134. Ramaso ( 20/02/2005 18:35)
ndryyyy
aza miady mo tantine sy dadabe fa tsy milay e
135. booboo ( 21/02/2005 11:04)
oh-oh !
mitady ho feno rano mbaka ny mason''i ramaso fa aza miady oe kouh ( lasa tsy mahita eo tsony izy hihihihi )
136. Iriniaina ( 21/02/2005 14:46)
=)) sao de omena mosoara ramaso
137. pitchou ( 21/02/2005 18:26)
dadabe> ataovy ho ampy anao ny tsy fanononana ahy d ampy ho ahy izay! d mba olon-dehibe rehefa miresaka fa olona t ...

ramaso> zà kosa lesy tsy mila namana otran'ireny fa zafady e! marina e! ^:^
138. fijo ( 21/02/2005 21:22)
ianareo moa aza mifanditra e.dadabe sy tantine ve de hampiseo ohatra ratsy hoan'dry ramaso.
de aza manompa moa dadabe fa tsy mety an.izay le tsy tsara atao ato.
139. ikaretsaka ( 21/02/2005 21:39)
kalma ihany kamna ihany ...
140. pitchou ( 22/02/2005 18:58)
fijo> ttsssssssssssssssssssss! tsy amelako kaly ise @ manaraka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0096