aza kivy
83. ikaretsaka
(
07/02/2005 23:03)
rehefa izany ny mahasalama azy sy mahahendry azy.. aleo ksoa savihany ko
84. dadabe
(
08/02/2005 08:25)
kay le ,zah koussa alou tsy mila bandy ee,sao de lasa Pd eo kle ,ALEO NANANIE Eheu heu heu :roll: (l) :-*
88. pitchou
(
09/02/2005 13:04)
ka ika tsy azo savihina fa lava beeeeee d mila tohatra mihitsy kou! nefa zà tsy manana ! :-D
89. yonikafopl
(
09/02/2005 15:39)
ary toa misy resaka ankisavisavika ndray ato zany kle, aza kivy pitchou fa andramo foana a :-w
91. pitchou
(
09/02/2005 18:04)
sôtsa aky mumu fa zà kou nge saro-panina b e! loza raha menjera avy eny ambony tohatsa eny!
yoni> tsy kivy aky zà fa aleoko mi-abandonne sao misy mitehaka eo an! :-D
yoni> tsy kivy aky zà fa aleoko mi-abandonne sao misy mitehaka eo an! :-D
92. ikaretsaka
(
09/02/2005 19:47)
aza pidirina @ zany aloha za lehiretsy fa tsy tiako loatra io resa tsavik aio an
93. pitchou
(
09/02/2005 20:02)
karetsaka> enao ihany no nampiditra an'io resaka io teto ka! jereo t@ 08-02-2005 à 02-03-14. Dia @ maha-olombanona anay d mahay mamerina izay nalefa taty aminay zahay! :D
95. pitchou
(
09/02/2005 20:31)
d zahay maniraka azy hisavika "tonton" ! :D (tsy izy ndray zà we!!!)
97. ikaretsaka
(
09/02/2005 21:08)
ah .. izay indray de tsy maninona fa afaka maniraka tsara nareo ! fa hinoako fa tsy pelaka izy ka hisavika lehilahy!
100. ikaretsaka
(
09/02/2005 21:46)
raha sipa no misavika na lehilahy no misavika sipa de ekena fa le bandy mifampi savika kosa pffff be