aza kivy
21. ikaretsaka
(
30/01/2005 20:11)
\"ny potsaka nefa tafarina no tena olona \" ho\'ilay tsianjery nay zay
23. ikaretsaka
(
30/01/2005 20:21)
t@ izay mbola badalela izany e.. sady taoko anay hatrany atsimotsimo any sefa miteny de manao hoe mianatsa fa tsy hoe mianatra!
32. cutie
(
30/01/2005 23:56)
misy zavatra hafa mety miposaka kou ka. lollllllllllllllll
Tsy hain\'i ikaretsaka ve.
Tara be se zany . lollllllllllllllllllllllll
Tsy hain\'i ikaretsaka ve.
Tara be se zany . lollllllllllllllllllllllll
33. ikaretsaka
(
31/01/2005 00:07)
lol... zavatra hitanareo sy ramaso tany am-pijerena film ndray ny tantarain\'i kala anona ity ato! :roll:
34. lo
(
31/01/2005 03:41)
kabaritra > oooway e, bdb miitsy, feno ty rah tanisaina f\'aleo refa malalaka e :wink:
35. cutie
(
31/01/2005 13:59)
ratsy saina njay ikaretsaka. lollllllllllllllll
tsy hitanao io lazain\'i lo io??
tsy hitanao io lazain\'i lo io??