Profompitiavana
1. vegas
(
02/02/2005 18:00)
Ra tiana ve ny vady dia tsy tokony ampanaovina nininona?
novalian'i fijo ny 24/02/2005 22:40
3. kinaoly
(
02/02/2005 18:09)
ça dépend de kll manière et à kll frékence vous faites le maniraka :^)
11. vegas
(
02/02/2005 18:57)
mihanta> hihihi ra ampitiavana vao azo irahina nareo de hatao anie izany. Ary de hiraina ampitiavana tokotrany.
"Eo mo mba tediavo ny bokotr'ankajoko chérie fa nipitika lé izy stp mon amour, tiko be mo 'nao ô?" dé asina bisous kely ve mihanta? hihihihi
"Eo mo mba tediavo ny bokotr'ankajoko chérie fa nipitika lé izy stp mon amour, tiko be mo 'nao ô?" dé asina bisous kely ve mihanta? hihihihi
12. vegas
(
02/02/2005 18:58)
mihanta> tsy enao no manao an'io fa lé bandy vadinao haniraka anao!!!!!
15. vegas
(
02/02/2005 19:03)
ikaretsaka> nefa ra vao miteny marary andoha elah de tsy ahazo raalina. Gravy be nge lety reo jô reo e. Fantany lé zavatsa tinla. lol
16. mihanta
(
02/02/2005 19:26)
vegas humm,raha mahazo teny mamy tahaka zany d tsara k,stp mon amour ke zém et ke zadôro,na d vao maheno anzany fotsiny ange d mazoto b ery,sady arahina tsiky sy angoty hummm
17. vegas
(
02/02/2005 19:28)
hahaha! de hitady bokotsakanjo ve la? kou rahatsy defa inn lôtra letsy. Sa oe tena tia?
19. vegas
(
02/02/2005 19:35)
dé vô mitsingolongoloko mitady bokotsa amin'ny tany eo de avelako ny fikopahan'afo. :twisted: :twisted: