Profompitiavana
62. dadabe
(
08/02/2005 09:39)
ary raha mangatsiaka sy masiso ilay sakafo ao antrano dia ahoana?? :?: :?:
64. Dezy
(
08/02/2005 13:22)
dadabe> sasana ao anaty pasoara klou fa sao de mbola azo hiriranana ihany :-P
65. fijo
(
08/02/2005 22:52)
asa ry poupou fa tsy za no niteny an'io ambony io fa fandaharana hitako io ary dokotera no nilaza azy.ka hovao ny fika wa fa aza mody mararay an doha intsony.
67. poupounesana
(
09/02/2005 12:09)
zay eh!le honneteté anie no tedavina eh! hoatrna'srotra b v zany hozy nareo?
72. Ramaso
(
12/02/2005 07:06)
f'hita hoa ry pop's ..
tantarao lo ny t@ rencontre t@ wikendy e e! :wink:
tantarao lo ny t@ rencontre t@ wikendy e e! :wink:
73. poupounesana
(
12/02/2005 07:47)
anontanio @ fijo eh! izy zao no manakambara eh!honety b aho miteny an'zany ramaso ah! :wink:
76. moi
(
14/02/2005 13:34)
Ny tsy fampanaovana n'inon'inona ny vady dia tsy manamarina ny fitiavana azy. Tsy dia mifampiankina ireo, nefa azo raisina kely hoe raha ianao hono zany no miasa be, izy tsy manampy mihitsy, dia asa izay hiheveranao azy... Dia izay koa no fiheviny raha izy indray no ampanaovina be.
(Ohatry ny saika niova tamin'ny lohateny voalohany ny ady hevitra teny an-dàlana teny)
(Ohatry ny saika niova tamin'ny lohateny voalohany ny ady hevitra teny an-dàlana teny)
78. poupounesana
(
16/02/2005 07:00)
fijo mody fanina! rehefa tsy hiteny izy d aleo zny ho any zany reska izany! d avereno eo @profompitiavana indray e :-D :-D
80. poupounesana
(
17/02/2005 17:49)
ka enao ihany anie no mampiandry eo eh! :roll:
fa le raharaha zany d tokony samy manao raha samy miasa any @birao ! tsy tokony hisy intsony znay le hoe ty zvt ty vevavy ihany no manao an'ty d ty ny lelahy ihany rah tsy hoe tena mila muskla b angah le izy d eo tsy miandry an'mose bokona! fa hafa indray kosa rah hoe le lelà miasa fa vevavy maitresse de maison! zay ny hevitro