Profompitiavana
41. ikaretsaka
(
03/02/2005 19:22)
ka ilay izy ange tsy fantatra raha tena marary na "mody" marary e
49. fijo
(
04/02/2005 00:34)
omeo vavany izy izany ry mihanta.
hoan'ny sipa.henoko tamin'ny fandaharana santé tao amin'ny la 5.
ny fanaovana firaisana mahafaka haretin'andoha.ka aza manao io fika io intsony fa vao miha mamporisika hanasitrana
hoan'ny sipa.henoko tamin'ny fandaharana santé tao amin'ny la 5.
ny fanaovana firaisana mahafaka haretin'andoha.ka aza manao io fika io intsony fa vao miha mamporisika hanasitrana
51. vegas
(
04/02/2005 07:09)
fijo> d'accord aminla za ra oatra ka ny tsy fanaovana firaisana no nankarary andoha. Mety niakatra tany lé fika de navesatra ny atidoha tsinona (ngamba an)
Fa raha ma manao firaisana bedebe dia tsy midika harary andoha tsony.
Fa raha ma manao firaisana bedebe dia tsy midika harary andoha tsony.
53. kinaoly
(
04/02/2005 15:25)
ka na mody marary na tena marary refa tsy de tsy te kanou, nga io azo terena tsy izany no atao we viol légal ? :{
57. kinaoly
(
05/02/2005 12:03)
végas> hS elà fa sujet hafa njay zany :roll:
ika> ka refa tsy misy consentement mutuel ané de efa forcing zany e 8-)
ika> ka refa tsy misy consentement mutuel ané de efa forcing zany e 8-)
58. vegas
(
05/02/2005 12:41)
kinaoly> nahita an'io resaka io ambony io za de nanararaotra kely fa azafady e. :wink:
59. ikaretsaka
(
05/02/2005 16:05)
kinaoly> hay ve> ka efa ao kosa ko...
ao indray le hoe misy faenefana adidy ko
ao indray le hoe misy faenefana adidy ko
60. kinaoly
(
05/02/2005 16:24)
ika> de we efa sakafo antsanou ve tsy mentsy hohanina na iza faly na iza tsy faly :{