Profompitiavana

81. ikaretsaka ( 17/02/2005 21:07)
hmmmmm
82. fijo ( 17/02/2005 23:28)
misy kosa natao hoan'ny vehivavy tsotra izao hozy sareraka e.
83. dadabe ( 18/02/2005 04:12)
(l) ao zany le
84. poupounesana ( 18/02/2005 09:11)
inn ohatra? d iza no andrasan'i fijo hanao azy rah oahtra i fijo mipetrak rery?
85. ikaretsaka ( 18/02/2005 23:37)
fivarotantena ohatra.. fiterahana ohatra .. baby sitting ohatra
izany asambehivavy daholo
86. poupounesana ( 19/02/2005 10:35)
d ahoana zany reny lelà mivarotena ireny? (tsy votery hoe pelaka fa o koa ry gigolo)
87. ikaretsaka ( 19/02/2005 18:37)
fa z atsy mbola nahita lehilahy niteraka aloha na nibikina e
88. mumu ( 19/02/2005 20:07)
fa mivarotena sy manao baby sitting misy an!!
89. Ramaso ( 20/02/2005 06:13)
aizaaaaaaaa~!
mamorona njay maitresse!
proxenette de ie na travesti!
de le baby sitter ka zanany fa tsy we manao kandra an'iny kos'e
90. dadabe ( 20/02/2005 09:10)
:-D :-D :-D :-D :-D =))
91. booboo ( 20/02/2005 12:38)
misy manao baby sitter koa ny lelà ramaso a ! tsy salama ndray ny mason'ingahy zany
92. chipie1 ( 20/02/2005 13:15)
finn wa ry booboo! :lol:
93. mumu ( 20/02/2005 13:22)
ramaso misy zany fa tsy mamorona za!! fa nga misy mahamenatra an'zany???
booboo tsy salama minsy! :-D
94. Ramaso ( 20/02/2005 18:31)
za tsy mbola nahita kooo..ao njy ry boub's baby sitteko ary an
95. booboo ( 20/02/2005 19:52)
aaa, sôtra fa zà matahotra kakabemaso =)) =)) .... :-P
96. mumu ( 21/02/2005 08:37)
booboo :-D
97. fijo ( 21/02/2005 22:46)
booboo kosa e.ianareo sipa wa manahirana.ny olona vonona hiaro sy hanampy,ianareo indray no manda.
izay le S
98. ikaretsaka ( 21/02/2005 22:56)
izay le sipa e
ny olona efa volontaire =))
99. poupounesana ( 22/02/2005 09:12)
ka enao koa v ry ramaso no hiambona tsy hatahotra ny sipa ah!
100. mumu ( 22/02/2005 10:15)
ary raha fijo sy ikaretsaka aza no baby sitter-ny ramaso e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7313