Lalana 5000 km

1. mandrindra ( 01/02/2005 11:05)
Fanontaniana ho an'izay mahalala. Anisan'ny zava-bita 200' dradradrain'ny mpitondra ny lalana 5000 km vita. Misy afaka manoro ve hoe aiza avy ireo lalana ireo? Nanao kajy kely tsotsotra mnatsy aho hoe 1 taona = 365 andro. Raha miasa isan'andro (7/7jours) izany dia tokony ahavita 13,700 km isan'andro. Koa izay no tena manitikika ny saiko e. Raha vita izany io 5000 km firy ny olona niasa tao nahatontosa izany?
Firy KM moa ilay lalana vaovao ao antananarivo ary hafirina no nanaovana azy?
Tsy fitsikerana akory ity fa fitiavana te ahalala.
2. lo ( 01/02/2005 12:36)
tsy haiko alou fa naheno za we niteny ono ny tany amin'ny fikambanana iraisampirenena tany, tsy tadidiko we iza marina, we i madagasikara irery no firenena mihena ny lalana azo andehana ao aminy, ka tsy haiko we vita ny 5000 km fa ny 5100 ngamba lasa impraticable? asa alou e
3. kavitra ( 01/02/2005 12:40)
tena marina ny teninao ary koa mahagaga ny fomba fiasantsika lazaina fa vita ny lalana nandeha any iano dia izao no hitanao any nosorohina ny sisiny ary ny lavaka nototorana tany inona fatsimitovy amin'ireo olona mamboatra lalana teny isotry talo sa misy satroka itatazana vola
4. mihanta ( 01/02/2005 12:57)
tsara ange zany refa mba misy manamboatra é
5. fatsoraly ( 01/02/2005 22:43)
mandrindra> hahaha :-D
6. mandrindra ( 02/02/2005 09:18)
Aiza ho aiza ilay mampihomehy ry fatsoraly a. Zarao mba iarahana e.
7. mandrindra ( 02/02/2005 09:18)
Aiza ho aiza ilay mampihomehy ry fatsoraly a. Zarao mba iarahana e.
8. mandrindra ( 02/02/2005 09:18)
Aiza ho aiza ilay mampihomehy ry fatsoraly a. Zarao mba iarahana e.
9. fatsoraly ( 02/02/2005 22:14)
milay le 14 km par jour e! sao de decametre miniature no nampesainy. hahaha :-D
10. ikaretsaka ( 02/02/2005 22:42)
ary mahagaga fa ny lalana mankany aminay tsy mety vita ..
le fanaovanay kalesa eo @ besorongola
11. cutie ( 02/02/2005 23:10)
ary ny lalana mankany aminay ve mba misy mamboatra??
avaratra io.
12. naritsimba ( 10/03/2005 11:56)
Aleo ny tantara no hitsara, tsy isika no mamorona fa ho hita eo izay mandainga sy mpanao ronono @ pot?
13. intelligenzia ( 12/03/2005 05:17)
cutie & ikaretsaka> angaha tsy misy agence tiko any aminareo no tsy mba vita ny lalana mankany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4052