Serasera ho OpenSource

1. hery ( 01/02/2005 19:30)
Misy resaka vitsivitsy momba ny hamahana ny loharanon'ny serasera.org ho azon'ny rehetra jerena sy ampiasaina... miaraka amin'ny licence GPL miaraka aminy.
Dia tapaka ary ny hevitra fa hiditra tsikelikely amin'izany ny serasera.org mba ahafahan'ny rehetra manatsara ny scripts anatiny sy mampiasa izany ihany koa raha tiany.
Noho ny serasera.org izay portail mifangaro anefa dia sarotra ny mamoaka tsikelikely ny modules ho stand alone ka tsy feno tahaka ity no hivoaka amin'ilay OpenSource hivoaka.

Hivoaka tsikelikely ao amin'ny http://sourceforge.net/projects/solaitra izany. Ny Wiki hiarahamiasa (satria mbola sarotra be ilay mamoaka CVS fa tsy haiko) dia ao amin'ny Wiki serasera
novalian'i hery ny 02/02/2005 07:37
2. cutie ( 01/02/2005 21:36)
tsisy azoko ze lazain'i hery.
hihihi ramaso, rano serasera zany. :? :?
3. hery ( 02/02/2005 07:37)
tsisy azoko ze lazain'i hery.


ze azo ihany raisina :-) ho an'ny mpanamboatra site hafa io kah :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5256