Misy resaka vitsivitsy momba ny hamahana ny loharanon'ny serasera.org ho azon'ny rehetra jerena sy ampiasaina... miaraka amin'ny licence GPL miaraka aminy.
Dia tapaka ary ny hevitra fa hiditra tsikelikely amin'izany ny serasera.org mba ahafahan'ny rehetra manatsara ny scripts anatiny sy mampiasa izany ihany koa raha tiany.
Noho ny serasera.org izay portail mifangaro anefa dia sarotra ny mamoaka tsikelikely ny modules ho stand alone ka tsy feno tahaka ity no hivoaka amin'ilay OpenSource hivoaka.