Klip forum serasera

1. hery ( 19/01/2005 12:57)
Mba fantatrao ve ny atao hoe Klip?

Amin\'izao fotoana izao dia manana klip ny forum eto amin\'ny serasera. Ny hita ao aloha amin\'izao fotoana izao dia ny forum farany vaovao.

http://www.klipfarm.com/farm.php?page=info&klip=4008

Dia mahereza.
répondu par Rabossa le 15/07/2005 13:03
2. mcfy ( 21/01/2005 00:50)
sali Hery> d mila mi-telechargé le klip folio v sa ahoana ?

Mci sady MankaFia
3. Rabossa ( 15/07/2005 13:03)
hi Hery
rah to ka azo téléchargena le klip d aiza ny boite de téléchargement azafady?
ok
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3252