vehivavy roumanina fitoamby enipolo taoana mitoejaza kambana

1. ravatorano ( 10/01/2005 12:47)
Bucarest(AFP)-Enceinte de humelles à 67 ans.
Miracle ou défi de la nature : le cas d \'une Roumaine âgée de 67 ans enceninte de jumelles a suscité une vive controverse dans le pays,où beaucoup de questions surgissent sur l \'abscence d \'une limite d\' âge pour les femmes qui veulent mettre au monde des enfants à la suiute d \' une fécondation in vitro.

Ny hevitrareo ry namana isany momba io ?
novalian'i pitchou ny 26/05/2005 21:02
2. ravatorano ( 10/01/2005 13:16)
Adriana Ilescu no anarany ary mpampianatra nisotro ronono tao amin ny Oniversité iray tao Bucarest i rabebe io.Efa ambolana maro hono no nikarakarany vatana niomanan aminizao fitondrana vohoka izao.
Amiko dia tsy mety intsony izao satria efa nasiana fetra ny fahafahan ny vehivavy manana anaka ary izy efa manana fa tsy hoe izay vao hiteraka , noho izany dia fihetsika diso tafahoatra no ilazako azy sady efa diso antitra loatra vao mitondra vohoka.
Farany fito vola izao ny kibon io rabebe io , antitra vao hilalao ny t**n jaza sy ny fikarakarana azy.Mampalahelo fa dia entin dRaolombelona amin ny zavatra tafahoatra ny fahaizana nomen Andriamanitra azy.
3. iriniaina ( 10/01/2005 13:29)
arabaina e! :wink:
4. fanja1 ( 10/01/2005 17:51)
ravatorano! tsy vao voalohany io ka! Ny tena mampalahelo dia ilay zaza avy eo!
5. zakilinina ( 10/01/2005 23:20)
Mety matanjaka sy be vola kosa anie rabebe ry ravatorano ê !
Aty Madagasikara mantsy ny bébé 67 taona izany efa diso mikentrona loatra. Any amin\'ny tany hafa anefa mbola mahavita dihy rock na hard.
Miarahaba an\'ity rahavaviko ity aho.
6. chipie1 ( 11/01/2005 08:16)
draiss oka re razakl! :-D
7. lanto ( 11/01/2005 11:22)
http://fr.news.yahoo.com/050106/202/47iol.html izy
8. andansonia ( 11/01/2005 12:14)
Ny tena atahorana @ io ramatoa io dia ny risque mety ahazoany zaza trisomiques (ambony be ny risque raha be taona vao mitoejaza) . Ka raha sanatria mahazo zaza mongoles izy, enga anie tsy ho izany sanatria dia sady mampalahelo ny hoavin\'ireo zaza no charges be ho azy ny fitaizana, izy anefa efa be taona.
Risque izay no tena atahorana fa akoatr\'izay safidiny ny azy e
9. xxx ( 11/01/2005 14:29)
manja kouss njy ry zakilinina raha io ny rahavavinjiko e!
10. tenio ( 11/01/2005 17:40)
Tongava taiza e!!!!
11. zakilinina ( 13/01/2005 21:46)
Tsy fantats\'i xxx \'ngà fa roumanina à ?
Ary i xxx moa no iza ?
12. sechat ( 14/01/2005 13:12)
:-D
13. mihanta ( 15/01/2005 18:26)
aleo izy hiteraka hameno ny tany :-D
14. lanto ( 17/01/2005 09:27)
Dia teraka tokoa ange !
15. lanto ( 17/01/2005 09:31)
saingy ny iray ihany no azo (teraka 7volana)
16. tsiperifery ( 17/01/2005 10:47)
...ilay velona toa 1kg400 raha tsy diso ny fahenoko azy !
17. chipie1 ( 17/01/2005 11:00)
oups zany ve tsy kely batsitsika ?
18. nikopol ( 17/01/2005 11:38)
tsy de nanahirana angamba ny namoaka anio kou :lol:
19. mihanta ( 17/01/2005 13:02)
nikopl hahahahahaha ahoana mou no hanahirana
20. tsiperifery ( 17/01/2005 13:10)
(matotoa tsy manana ps) > raha tsy manam-pahaizana ve izany ny zaza any aoriana dia atosik\'i matotoa ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4339