vehivavy roumanina fitoamby enipolo taoana mitoejaza kambana
24. lanto
(
18/01/2005 12:52)
izay mbola tsy niteraka aza maika fa refa 70 taona mbola afaka e !
ataovy alou ny lavi :lol:
ataovy alou ny lavi :lol:
25. tsiperifery
(
18/01/2005 13:56)
Lanto> any @ maison de retraite indray izany no manenjika boum hitady sipa ?!!! hihihi
28. nikopol
(
18/01/2005 16:58)
sady any aminy maison de retraite hono be sipa be! 80% sipa de 20% bandy, satria ny bandy maty alou !
Faly daholo ny bainina fa hedivan\'ny bôfy! :lol:
ho an\'ny namana sarokenatra mba manaova stages amireny.
Faly daholo ny bainina fa hedivan\'ny bôfy! :lol:
ho an\'ny namana sarokenatra mba manaova stages amireny.
30. tsiperifery
(
19/01/2005 08:12)
mihanta> mampanamboatra hoe fa tsy hanamboatra. Samihafa ireo. Toy ny hoe manindrona sy tsindromina :D .
32. mihanta
(
19/01/2005 09:05)
hihihihihi resaka io k hatao,tsy maintsy asiana resaka kosa ange ato mba hitohizan\'ny tantara
37. ikaretsaka
(
19/01/2005 20:21)
Mpandefa : nikopol
18/01/2005 19:58:21
sady any aminy maison de retraite hono be sipa be! 80% sipa de 20% bandy, satria ny bandy maty alou !
Faly daholo ny bainina fa hedivan\'ny bôfy!
----> tena marina io... aty dia hinandriatan\'ny antitra mihitsy ny mandeha maison de retraite fa any hono no tena revy be

39. pitchou
(
26/05/2005 21:02)
nareo reto ko! sarah aza hono 80 sa 90 taona vao niterka! ary izy aza tsy mi-démisiona @ izany! vitany matoa nataony