mety ho hanahhirana ny fahasalamany v ny toy izao sa dia efa izany tokoa ny hoe fandrosoana ry zareo ah !Mahagaga ny fandehan ny fivoarana ara tekinolojika sy ny siansa eh !

1. ravatorano ( 10/01/2005 12:58)
Bucarest(AFP)-Enceinte de humelles à 67 ans.
Miracle ou défi de la nature : le cas d \'une Roumaine âgée de 67 ans enceninte de jumelles a suscité une vive controverse dans le pays,où beaucoup de questions surgissent sur l \'abscence d \'une limite d\' âge pour les femmes qui veulent mettre au monde des enfants à la suiute d \' une fécondation in vitro.

souce midi mada du 10.01.05 n*6515 page 16

Efa nalefako tany amin ny vaovao tselatra izy ity fa heveriko fa mety atao aty amin ny fahasalamana ihany koa.
Mety hisy fiantraikany arapahasalamana ho an ilay rabebe v izany fiterahana indray izany.
Amiko aloha defa rabebe na ramatoabe izany 67 taonaizany kle.Soa ihany aza fa in vitro fa raha normaly v izany kosa ho hety na hisy akory sady iza no sahy an izany hihihihihihihi
Iny eo ihany fa io ramatoabe io dia Andriana Ilescu no anarany ary mpampianatratao amin ny oniversité iray any Roumanie izy io no lasa nisotro ronono ary izao bevohoka kambana anakiroa izao ary efa fito volana ny kibony.
Aminy hono dia tsy misy fiantraikanay ara pahasalamana na arabatana aminy izany ary nilaza izy fa mba te ho vehivavy antitra indrindra nitondra vohoka \'la plus âgée mère du monde \"\"
Izany no mbo reviny !
novalian'i sechat ny 12/01/2005 14:56
2. watafon ( 10/01/2005 15:27)
raha ara-tsiantifika aloha de tsy maintsy misy fiantraikany aminy io kah ; ny toe-batany zany raha ny tokony ho izy de efa tsy tokony hitondra vohoka intsony e! fa nohon\'ny fandrosoana zany d misy ny fanafody tsy maintsy hohaniny isan\'andro raha tsy izany tsy possible le izy ! betsaka mantsy ny hormones miditra an-tsehatra mandritra ny fitondrana vohoka e !
3. ikaretsaka ( 10/01/2005 20:59)
ilay izy hoe mety hofaty (mentsika esperance hoe 100 taona izy) nefa ny zanany mbola kely ny olana ..
30 taona iznay ny zanany izy efa tsy hay intsony na mbola velona na maty... hahita an-jafikeliny ve sa ahoana
4. maditra ( 10/01/2005 23:29)
Izany ve lesy dia tena olana? Io zavatra nanahary ity fiainana ity. Zah ity zao tsy mba nahita an\'izany dadabeko izany satria maty tanora izy. Fa izay no lahatra ko!
Mba mivavaka tsara ho an\'ny zaza ary aho mba ho velona soa amantsara!
5. ravatorano ( 11/01/2005 06:07)
ka izy io anie ka efa nanana zanaka talohan ireo zaza in vitro ireo eh fa tsy hoe akory mbola tsy niteraka.Izay no tena mandreraka no mihaino anazy nefa azy ny azy fa dia tongava soa ary arahabaina :°)
6. xxx ( 11/01/2005 11:08)
Milay be le miaraka tazaina ny zanaka zafikely ny zafiafy an ! sa ahoana ozy nareo hihihihih
7. ravatorano ( 12/01/2005 08:15)
:-D :-D :-D
8. sechat ( 12/01/2005 14:56)
ravato> de ahôna izy t@ bevoka? ny kibo mavesatra ny tena somary efa vokoka? zany ve tsy mila hitsirara eny @ tany mitsy?
sa le somary mitarika any aoriana ndray ny kibo de mba manitsy anle vokoka? chirurgie esthétique vao2 ? :-D :-D :-D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2182