Karôty

1. jhouhlambout ( 11/01/2005 18:19)
Indray andro, ity tovolahy iray niditra ny fivarotana iray,

Mpivarotra:Inona no hatao an-dRamose, Côca sa Sôda sa Fanta?
Tovolahy: an an,..., Misy karôty ve?
Mpivarotra:Tsy misy karôty leitsy ato amintsika

Lasa ilay tovolahy nandeha.
Dia mbola niverina indray izy ny ampitson\'iny tao amin\'ilay fivarotana.

Tovolahy: an an,..., Misy karôty ve?
Mpivarotra:Ary ialahy ity tena mananihany mihitsy an! (sady tezitra be), mbola miverena eo ange ialahy fa fantsihako amin\'ny fantsika ny lohan\'ialahy, lasa mandeha any....

Dia mbola niverina indray izy ny ampitson\'iny tao amin\'ilay fivarotana.

Mpivarotra:Karôty indray!? GRRRRRRR,%§&@... :evil:
Tovolahy: an an,..., Misy fantsika ve?
Mpivarotra:Tsy misy fantsika leitsy ato amintsika
Tovolahy: Misy \"marteau\" ve?
Mpivarotra:Tsy misy \"marteau\" koa leitsy ato a

Tovolahy: Misy karôty ve?

Mpivarotra: !:!::!:*$ùµ**!:!:!::evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :twisted: :twisted: :twisted: :evil: :evil: :evil: %¨ù*^$ù*$ù!!!!
2. maditra ( 11/01/2005 18:49)
ha ha! Ny tsy fantatra lery angamba fa mety misy fantsika ihany ao amin\'ilay mpivarotra fa tsy amidy ilay izy! ha ha, en danger izany lehirony io raha mitohy ny tantara!
Sa tsy izany jhoul?
3. jhouhlambout ( 12/01/2005 12:04)
ié zay mihintsy :-D
4. paola ( 12/01/2005 12:44)
hahahahaha tsy ratsy iny


mihanta a misy karoty ve?
5. sechat ( 12/01/2005 13:33)
jhoul> gravy be ndray zany lelahy mila karoty sy fantsika izany an! :-D :-D :-D
6. mihanta ( 12/01/2005 16:40)
paola hihihihi tadidinjy le izy an? :-D
7. booboo ( 17/01/2005 16:43)
jhouhl> :-D :-D :-D :-D
8. sweetpastry ( 31/01/2005 17:35)
jhoul> ary tsisy tandra mokotra amerenana isintomana le fantsika ve refa diso le nikapohana azy???
9. fijo ( 01/02/2005 00:11)
tandra no misy ka
10. jhouhlambout ( 16/02/2005 09:24)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0487