le sarisary hery a!

1. sechat ( 12/01/2005 15:11)
mba ampio kely le sarisary raha mety fa tsy ampy ô! asiana anle mitehatehaka kely reny, de...de.... de bedabe e! ôtran\'ny ao @ koolsaina. :°)
répondu par nounoussie le 06/08/2005 08:16
2. ikaretsaka ( 12/01/2005 16:00)
eo ndrindra isika izao!
3. hery ( 12/01/2005 16:33)
:-)
Ho avy tsy ho ela...
Fa tandremo fenoina sary fotsiny indray io ary.
4. kavitra ( 13/01/2005 06:03)
:D :) :( :o 8O :? 8) :lol: :x :P :oops: :cry: :evil: :twisted: :roll: :wink: :!: :?: :idea: :arrow: :} :°) (l) 8-) ^^ :/ :-D :-P :^) :{ :-o ;-) :-* :*
5. ikaretsaka ( 13/01/2005 06:43)
hery> tafita ny hafatra -) jereo io kavitra!
6. tsiperifery ( 13/01/2005 08:40)
Tsy mbô misy sary mamelaka tehamaina angaha ? :lol:
7. hery ( 13/01/2005 14:45)
Ndao ary samy hitady sarikely dia hapetraka refaveo e

http://vetso.free.fr/wiki/doku.php?id=namana:hery:vakiraoka:smileys ny fametrahana sary hangonina aloha

8. chipie1 ( 13/01/2005 16:16)
misy azo felahana nga any ry tsiperifery ? hihihi
merci i hery
9. tsiperifery ( 13/01/2005 16:21)
chip\'s> misy manao vazivazy tafahoatra tsindraindray knouh !! ( na za aza . hihi )
Dia tokony asiana koa ny sarikely manafosafo !!!!
10. sechat ( 14/01/2005 11:11)
ity misy galerie ana smiley ry hery a! 8)
http://www.les-smiley.com

11. sechat ( 14/01/2005 11:13)
12. ikaretsaka ( 16/01/2005 02:08)
tsiper> sao misy faly be sy ratsy saina eo hoe diso place le tanana manafosafo sy mamelaka ko
13. chipie1 ( 16/01/2005 19:28)
sao de ikaretsaka oatra?? :evil:
14. ikaretsaka ( 16/01/2005 20:04)
za lo faly be raha diso place ilay tanana manafosafo e.. fa tezotra be raha disao tafahoatra..
raha ilay mamelaka indray na diso place na tsy diso place de tsy reveko
15. hery ( 04/02/2005 08:54)
Sarisary fanampiny

=(( =)) :-$ =D> :-w :-@ ^:)^ o^o :-PP :snif: :miam: :o-
16. hery ( 04/02/2005 09:02)
Tsy nitranga teo
:@ ^:^
17. chipie1 ( 04/02/2005 09:43)
18. sechat ( 04/02/2005 10:18)
sôtra ô! :-D
19. nounoussie ( 06/08/2005 08:16)
ny ahy ilay mba sary na gasy mitoto vary ireny no mba mahafinaritra ahy ry hery a! dia misaotra mialoha amin'ny fanatontosana e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.112