Izao vé ny tena izy (tafatafa tsy hambaka )

1. jhi ( 13/01/2005 01:29)
Raha mametraka ny taranjam-pikarohana aho ato dé mirary anareo hatrany hamaly sy hitafa ny dinika ato é !
Ka izao ary ny azoko aroso kely ho fanombohako ny tena resaka :
Fa maninona wa rehefa misy mijery VCD any amin\'ny toerana akaiky ny tena dia hitako ao an-tranoko kou ilay VCD an\'ilay olona é , indrindra mou ny sary mamoafady ireny no hita ao indray ndray ,
Zay wé mifindra amin\'ny \"ANTEN\" vé ?
Miandry ny valiny hitafana é !
novalian'i kavitra ny 13/01/2005 05:47
2. kavitra ( 13/01/2005 05:47)
ny VCD ange detaxe deaholo ny akamaroany fa nyDVD kosa taty ahoriana vazivazy izany ny VCD dia misy radiofrecance izay no mahatonga izany izy ireny noa tsitokony honoRne fa itsiky tsy manana exper manokana ho an\'izireny mino aho ao @ homerte misy fa tsy misy manisy sira
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2335